Poissons Vivants Horizon Itaosy

Poissons Vivants Horizon Itaosy POISSONS FRAIS ET SAIN BOX N° A 107 HORIZON ITAOSY

30/07/2026

🐟 TILAPIA VIVANT DISPONIBLE CHEZ OJ PISCICULTURE HORIZON ITAOSY ! 🐟

✅ Poissons vivants en aquarium
✅ Fraîcheur garantie
✅ Nourris avec des aliments de qualité sans produit chimique.
✅ Parfaits pour tout le monde, y compris: les restaurants, revendeurs et particuliers

📍 OJ PISCICULTURE HORIZON ITAOSY
🕗 Ouvert du mardi au dimanche : 08h00 – 18h00

💬 Commandes et renseignements en message privé ou par téléphone.

👉 Venez choisir votre tilapia vivant et repartez avec une qualité exceptionnelle !

🚚 Commande en grande quantité disponible pour revendeurs.
📞 Contactez-nous dès maintenant pour réserver vos poissons.

Contact : 038 11 678 90

25/07/2026

🐟✨️ TILAPIA VELONA CHEZ OJ PISCICULTURE HORIZON ITAOSY ✨️🐟

🐟 Misy manaparitaka tsaho sy fanaratsiana mombanay indray any fa tsy mahazaka réussiten'olona 🙄😊

Hoe mihinana pile kely hono ny trondro ato aminay, hoe mandeha courant hono ny trondro ato aminay 🤣 artificielle hono 🤣 makararary hono 🤣 Disoiko tanteraka izany satria mbola tsy Andriamanitra zahay dia mbola tsy mahay mi-créer zava-manan'aina 😇

✨️ Dia ny tiko ho marihina volohany aloha dia izao: "zahay no client fidèle anay voalohany indrindra". Izany hoe mihinana an'io trondro io zahay presque isan'andro 😋 salama vatana tsara sy ampy protéines tsara satria ara-pahasalama ny vokatra.

✨️ Faharoa: efa aman-taonany no nisinay fa ny eto itaosy ihany no vao nisokatra. Manana point de vente maromaro vitsivitsy zahay efa aman-taona ary efa betsaka ny clients fidèle-ny, tsy mbola nisy ni se plaindre hoe nakarary. Fa mbola retour mahafinaritra be foana ary no azo avy any amin'ny clients. 🥰

✨️ Fahatelo: mbola averiko ihany ity, betsaka ny sinoa client ato amin'ny boutique sy makeny amin'ny dobo. Satria fantatr'zareo ny qualité sy ny fraicheur ny trondro atolotray ny panjifa. Satria ny sinoa dia tena sarotiny amin'ny hazandrano.

✨️ Faha efatra farany: tsy mihinana pile sy mandeha courant zany reo. 🤣 ndraindray ah miome ihany na tsy te iome ary satria fantatro hoe tsy fahalalana le izy 😅 Moa aiko koa hoe te hahalafo zareo dia tsy mahita stratégies hafatsin'ny manaratsy ny an'ny hafa.

✨️ Tena sahiko anefa ny milaza hoe ny trondro avy ato amin'ny OJ PISCICULTURE no première qualité sur le marché 🥰 satria zay ny tanjonay omena anareo client 🥰

✨️ Mba hihinana trondro madio sy bio amizay, fa tsy miafy amizay trondro misy eo toy ny taloha intsony.

🐟 Bref, fidio ny kalitaon-trondro ho an'ny ankohonanao 🥰

✨️ 25 000 ar hatrany ny kg

✨️ Ouvert du Mardi au dimanche de 8h à 18h (Ouvert les jours de fête sauf les lundis)

23/06/2026

🐟✨️TILAPIA VELONA BE ANATY AQUARIUM CHEZ OJ PISCICULTURE HORIZON ITAOSY✨️🐟
🐟 Talata ndray ny andro ✨️

🐟 Trondro vaovao be, matavy be, misy amin'ilay 700g ny ray. Milela molotra mihitsy anie mahazo an'izany e! 😋

🐟 Andramo anie e! 😋

🎉 Efa feno un mois tsika zao dia miverina prix normal amizay an! 25 000 ar fotsiny ny kg.

🏞 Nefa ny fihaviany sy ny sakafony amin’ilay tsy mampitaitaina rehefa mihinana satria assuré tsara ny fahadiovany 🥰

Dia mbola diovina maimaim-poana ihany koa an!

Ouverture: Mardi au Dimanche de 8h à 18h

🚗 parking misy eto ambony

🐟✨️TILAPIA VELONA BE MBOLA ANATY AQUARIUM ATO AMIN'NY OJ PISCICULTURE HORIZON ITAOSY.✨️🐟Tsy mitaintaina tsony oa nareo r...
18/06/2026

🐟✨️TILAPIA VELONA BE MBOLA ANATY AQUARIUM ATO AMIN'NY OJ PISCICULTURE HORIZON ITAOSY.✨️🐟
Tsy mitaintaina tsony oa nareo rehefa mividy sy mihinana hoe sao dia trondron'Anosy na Masay fa hitanareo tsara mihintsy hoe SAIN ET FRAIS izy ato aminay. 🐟😋

Efa ainareo moa hoe ny sinoa tena sarotiny amin’ny zavatra ho aniny? 😅 Tena tsy mihihinana zareo vao tsy assuré ny qualité an'iny sakafo iny, surtout resaka hazan-drano. Zay no mahatonga anizareo maro be no tonga aty mividy trondro satria ato no atokisany. 🤗

Tsy misy an'izany tsirona pétrole na hoe misy fasika zany ny nofony fa tonga dia sady madio be no matsiro be no matavy ihany koa. 😋

🐟 ✨️Andramo anie e! 😄🥰

✨️Prix: 25 000 ar kg, manome zahay na une pièce ary ny vidinao an!

Mbola kikisanay maimaim-poana ihany koa.

Afaka ijanonan'ny fiara ihany koa eto aloha raha tsy mahita parking nareo nefa te ividy trondro.

Ouvert du Mardi au dimanche de 8h à 18h (MISOKATRA NA ANDRO FETY ARY)

🐟 Bienvenue chez OJ PISCICULTURE Horizon Itaosy !Découvrez nos tilapias vivants, frais, sains sady MATAVY BE 😋Nos poisso...
21/05/2026

🐟 Bienvenue chez OJ PISCICULTURE Horizon Itaosy !

Découvrez nos tilapias vivants, frais, sains sady MATAVY BE 😋

Nos poissons sont nourris avec des provendes fabriquées par nous-mêmes, sans produits chimiques.

🎉 Promo d’ouverture pendant 1 mois : seulement 23 000 Ar/kg !

✅ Nettoyage des poissons GRATUIT
➡️ Prêts à cuire en arrivant à la maison
✅ Choisissez vous-même la taille et le poids que vous voulez
✅ Accueil chaleureux et service avec le sourire 😊

Address

HORIZON Itaosy Box A 107, En Face Ajesaia
Antananarivo
102

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00
Sunday 08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Poissons Vivants Horizon Itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category