Bio naturel

Bio naturel votre santé et notre prioritaire

🔥 SUPER S*X – Hanohanana ny vitalité masculine 🔥Ho an'ny lehilahy:Mahatsiaro ho reraka sy tsy manana énergie.Mahatsiaro ...
29/07/2026

🔥 SUPER S*X – Hanohanana ny vitalité masculine 🔥

Ho an'ny lehilahy:

Mahatsiaro ho reraka sy tsy manana énergie.

Mahatsiaro fa mihena ny vitalité rehefa mihantitra.

Mitady hanohana ny bien-être intime sy ny fahatokisan-tena.

SUPER S*X dia complément alimentaire misy Maca, L-Arginine, Ginkgo, Safran, Vitamine C ary Poivre Noir, ingrédients voafantina hanohanana ny vitalité sy ny énergie.

📦 60 gélules – Traitement complet
💰 130.000 Ar

📍 Toerana : Antananarivo
🚚 Livraison eto Antananarivo sy any amin'ny faritra

📞 Contact / WhatsApp : 038 68 760 75

📩 Aza miandry ela, alefaso dieny izao ny commande-nao!

Fanamarihana: Raha manana olana maharitra toy ny difficultés d'érection (impuissance) na olana ara-pananahana ianao Dia ampiasao SUPER S*X fa tena manampy b anao

27/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Zerine Tinah, Man Ibrahim

**KOSIKY NY SAMY VEHIVAVY: AZA MIANDRY HO TARA VAO HITADY VAHAOLANA!** 🛑⚠️Misy aretina mangina mamono ny vehivavy ao ana...
13/06/2026

**KOSIKY NY SAMY VEHIVAVY: AZA MIANDRY HO TARA VAO HITADY VAHAOLANA!** 🛑⚠️

Misy aretina mangina mamono ny vehivavy ao anaty ao. Matetika isika menatra hiresaka azy, nefa ny vatantsika efa miantso vonjy! Rehefa tsy voatsabo ara-potoana ny olana madinika, dia mivadika ho loza ho an’ny fahasalamana, ny fiterahana, ary ny fiainana amin'ny maha-vehivavy.

---

# # # 🔍 FAHFANTARO IREO ARETINA MAMONO MANGINA INDRINDRA:

* **Trouble Hormonal sy Fikorontanan'ny Fadim-bolana (Règles Irrégulières & Douloureuses):** Mijaly loatra ve ianao isaky ny tonga fotoana? Marary ny ambany kibo, ny lamosina, ary malofika tanteraka? Sa tsy tapaka tsara ny fadim-bolanao (tonga aloha loatra, tara be, misy volana tsy tonga, na misy rà mivaingana mainty mivoaka)? Famantarana miharihary amin'ny fikorontanan'ny hormone sy ny fiasan'ny ovaire izany.

* **Infection sy Aretina amin'ny Taovam-pananahana & Tranonjaza:** Raha misy fotsy (perte) tsy mety sitrana, mamofona, miloko mavo na maitso, mangidihidy na misy rano mivoaka tsy ara-dalàna... famantarana izany fa feno otrikaretina sy bakteria ny tranonjazanao! Rehefa mi-pipi ianao ka manaintaina na mangirifiry, dia efa miakatra any amin'ny tatavia izany.

* **Kyste sy Fibrome (Zavatra mivaingana anaty kibo):**
Marary matetika ny ambany kibo, mavesatra sy mivongana ny kibo ambany, misy rà mivoaka be loatra, ary misy fotoana marary be rehefa miray. Sela tsy ara-dalàna mitombo ao amin’ny ovaire (Kyste) na ao amin’ny hozatry ny tranonjaza (Fibrome) ireo.

# # # ⚠️ NY VOKADRATSINY RAHA TSY VOATSABO (LOZA MITATAO):

Raha avelavela fotsiny na tampenana fanafody mampitony lava ireo aretina ireo, izao no hitranga:

1. **FADY MOMBA (Infertilité):** Ny infection maharitra dia manentsina ny trompe. Ny trouble hormonal kosa manimba ny kalitaon'ny atody ka tsy mamokatra atody azo lonahina intsony ny vatanao. Ny Kyste sy Fibrome dia misakana ny zaza tsy hiforona na miteraka fahaverezan-jaza (fausse couche).

2. **HAFETSENA SY HOMAMIADANA (Cancer):** Ny fery sy infection tsy sitrana an-taonany maro ao amin'ny fidirana amin'ny tranonjaza (col de l'utérus) no fototry ny Homamiadana.

3. **FANDIDIANA LAFO VIDY:** Rehefa lehibe loatra ny Fibrome sy Kyste, dia tsy misy vahaolana intsony miala amin'ny fandidiana (opération) mandany vola an-tapitrisany ary mety hiafara amin'ny fanesorana ny tranonjaza manontolo!

---

# # # 🌿 NY SAKAFO SY TOROHEVITRA HO AN'AO:

Mba hanampiana ny fitsaboana, araho ireto torohevitra ireto:

* **Sakafo:** Tapaho tanteraka ny siramamy simika sy ny sakafo misy menaka be (ireo no mampitombo ny Fibrome). Hano matetika ny legioma maitso, tongolo gasy, ary sakamalao izay mpanala infection natoraly.
* **Fidiovana:** Aza mampiasa savony mahery manasa ny any anatiny. Rano mafana matimaty ihany dia ampy.

---

# # # 🤝 NY TOKY NATOLOTRA REHEFA MAMPIASA "RAOKANDRO FEMME PLUS"

Aza mamoy fo fa misy ny vahaolana! Ny **Raokandro Femme Plus** dia fanafody natoraly miasa lalina sy feno:

✅ **Mandamina ny Hormone sy ny Fadim-bolana:** Mampiverina amin'ny laoniny ny fitsidihan'ny fadim-bolana ho ara-dalàna sy ara-potoana, ary manala tanteraka ilay marary tsy hay zakaina (règles douloureuses) isam-bolana.

✅ **Manadio sy Manala Infection:** Mandringana ny bakteria sy otrikaretina rehetra ao anaty tranonjaza, manala ny fofona sy ny mangidihidy, ary mamerina ny fahasalamana madio.

✅ **Mandevona ny Kyste sy Fibrome:** Manana hery manokana handefasana sy handevonana tsikelikely ireo zavatra mivaingana any anaty kibo nefa tsy mila fandidiana.

✅ **Tsy misy Atahorana (100% Natoraly):** Avy amin'ny zava-maniry voafantina tsara (Vohajanary). Tsy misy akora simika ka tss atahorana na misy "effets secondaires".

> ✨ **Matokia ny herin'ny zava-maniry!** Vehivavy maro efa saika hodidina no sitrana sy nahazo zaza noho ny Raokandro Femme Plus. Ny fahasalamanao no harenanao, arovy izy!

AZA ADINO RAOKANDRO EF VITA HANDRNA SY NAHITANA VOKATRA FOANA NO AMIDNAY ARY AZO ANTOKA TANTERKA

VIDINY 35.000AR TRAITEMENTS 5JRS
📞 **Raha mila torohevitra maimaim-poana na hanafatra avy hatrany:**
👉 Laharana finday:038 68 760 75
👉 Na mandefasa hafatra miafina (MP) pejy izao ihany!
*Misy fandefasana (Livraison) manerana ny Nosy.*

Vonona anome n'y tsra hatrany izahay Iala tsny.amzay fotoana lava Zay fa nisy olana pagetsika
02/05/2026

Vonona anome n'y tsra hatrany izahay
Iala tsny.amzay fotoana lava Zay fa nisy olana pagetsika

02/05/2026

miarahaba antsika rehetra
Dia mankasitraka aminy fiarahamiasa fa niverina aminy laoniny iany pagetsika
Isaorana bdb reo client nahatratra n'y olona nanao piratage le page 🥰🥰🙏

29/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Maj Maj, Lion JahNahary Elio, Andry Mampionona Rakotondravony, Tah Ina, Sahala Nantenaina, Ralison Rovasoa Fitia, Bilyaminu Ibrahim, Richard Popman, Nai Nayarah, Nø Limite, Adamou Adamou

miarahaba antsika ato amn page tena ms olana pagenau tpko ka elana tsinu ra ts voavalu mpef ms page natokanay hifandrais...
27/04/2026

miarahaba antsika ato amn page
tena ms olana pagenau tpko ka elana tsinu ra ts voavalu mp
ef ms page natokanay hifandraisana amnareo ary numéro ts miova
alefnay eto ambany lien ms pagenau
mankasitraka bdb
https://www.facebook.com/share/1Ar7fqrV5y/

25/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Protechmarket Smartbf, Lew Is, Pattie Razaiharisoa, Øff Dinho Travis Agalia, Rakotoarisoa Marius Fabien, Habibur Rahaman, Tahinasoa Rakoto, Fanja Andrianaly, Voahanginirina Raharimalala

🔥 TSY MAHAZO VATANA? RERAKA? MAREFO? MORA MARARY? 🔥Mety tsy ampy protéine ny vatanao!💪 ZYNEX PROTÉINE no safidy tsara ha...
25/04/2026

🔥 TSY MAHAZO VATANA? RERAKA? MAREFO? MORA MARARY? 🔥
Mety tsy ampy protéine ny vatanao!

💪 ZYNEX PROTÉINE no safidy tsara hanampy anao hiverina ho matanjaka sy salama.

✅ INONA AVY NY TOMBOTSOA AZO AMIN’NY PROTÉINE ?

🥩 Manamboatra sy manamafy hozatra
➡️ Manampy vatana hitombo tsara sy hahazo forme.

⚡ Manome hery sy énergie
➡️ Tsy mora reraka, mahazaka asa sy fianarana.

🛡️ Manampy fiarovan-tena
➡️ Vatana matanjaka kokoa, tsy mora marary.

🩹 Manampy récupération rapide
➡️ Tsara ho an’ny marary avy hopitaly na reraka lava.

🍽️ Manampy fahazotoan-komana sy fitomboana
➡️ Tsara ho an’ny ankizy marefo sy tsy mitombo.

😴 Manampy vatana hamerina aina
➡️ Rehefa tsy ampy torimaso na miasa mafy.

🏋️ Tsara ho an’ny mpanao sport
➡️ Manampy prise de masse sy récupération.

⚠️ INONA NY OLANA RAHA TSY AMPY PROTÉINE NY VATANA ?

❌ Vatana marefo
❌ Tsy mahazo lanja / mihena
❌ Hozatra malemy
❌ Mora reraka
❌ Tsy mifantoka tsara
❌ Mora marary
❌ Tsy mazoto homana
❌ Miadana ny récupération rehefa marary

🔥 Aza avela hijaly ny vatanao!
Maro no efa afa-po amin’ny ZYNEX PROTÉINE satria azo tsapain-tanana ny effet.

💯 ASSURANCE HO ANAO :
👉 Raha mampiasa tsara ianao ka tsy mahita fiovana, teneno izahay fa vonona hanoro hevitra sy hanampy anao hatrany izahay.

💰 Vidiny : 30.000Ar
📍 Toerana : Antananarivo
🚚 Mandefa faritra rehetra
📞 Contact : 038 68 760 75

⚡ Stock voafetra — izay maka aloha no mahazo aloha !

🔥 MONSIEUR Capsule/Gélule 🔥💪 Ho an’ny lehilahy te ho “au top” foana!😏 Tsy lazaina fa fantatra…Indraindray:– Mbola te han...
23/04/2026

🔥 MONSIEUR Capsule/Gélule 🔥
💪 Ho an’ny lehilahy te ho “au top” foana!

😏 Tsy lazaina fa fantatra…
Indraindray:
– Mbola te hanohy… fa efa vita 😅
– Ny saina mbola mandeha… fa ny vatana tsy manaraka 😬

👉 Aza kivy fa misy solution!

🌿 Produit BIO – azo antoka 100%
📦 Misy code barre + notice mazava tsara
✔️ Tsy atahorana, effet secondaire minimal

💥 Tombontsoa azonao:
– Manampy hery sy stamina 💪
– Tsy “short film” intsony 😏⏱️
– Performance milamina tsara 🛏️
– Confidence miverina 🔥

🇫🇷 “Fini les moments gênants 😅, place à la performance !”
🇫🇷 “Produit naturel, efficace et discret.”

⚠️ Attention:
👉 Tsy mijanona ela stock fa be mpividy!
👉 Ireo efa nampiasa… tsy miverina intsony amin’ny taloha 😎

💸 Vidiny: 120.000 Ar / boîte
📍 Toerana: Tana
🚚 Livraison misy & mandefa faritra

🇮🇳 Vita Indien

📞 Contact: 038 68 760 75

😎 Aza avela ho “flash” foana… ataovy “film complet”! 🎬

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bio naturel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share