25/04/2026
🍷✨ Mbola misy hatrany ny DIVAY vita amin'ny VOANKAZO 100% natoraly 😋❤️
Ataonay laharam-pahamehana ny fahasalamanao, ka tsy mampiasa akora manimba izahay—tsiro voajanahary sy kalitao no atolotray ho anao 🍃
📌 Safidy misy:
🍇 Voaloboka (Raisin) — tsiro manankarena sy matsiro
🍓 Frezy (Fraise) — mamy sy maivana, tena mahafinaritra
💬 Azo atao tsara ho an'ny fety, fanomezana, na ho an'ny fotoana manokana!
📲 Commande & infos:
WhatsApp: 038 11 714 22 / 038 98 514 83
⚡ Andramo fa ho tia avy hatrany!