Fitahiana soa manambina

Fitahiana soa manambina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitahiana soa manambina, Itaosy, Antananarivo.

15/02/2026

🤱 RENY AVY NATAO CÉSARIENNE : Nahoana no be rivotra ny kibo?

Rehefa avy natao opération césarienne dia maro ny reny no mitaraina hoe: “Be rivotra be ny kiboko”
“Mibontsina sady manaintaina”
“Tsy mety mivoaka ny gaz”

⚠️ Aza matahotra, MAHAZATRA io aorian’ny fandidiana.

🔎 Fa maninona no mitranga izany?
✔️ Rehefa nosokafana ny kibo nandritra ny fandidiana dia lasa miadana ny fiasan'ny tsinay.
✔️ Ny fanafody nampatoriana na nampanalefaka fanaintainana dia mampiadana ny fandevonan-kanina.
✔️ Tsy afaka mihetsika firy ianao andro voalohany, ka mitangorona ao anatiny ny rivotra.
Izay no mahatonga ilay hoe mibontsina feno rivotra, na manindrona ny kibo.

💡 Inona no atao hanalana azy?
🌿 Miezaha mandeha moramora rehefa avela hifoha sy hitsangana.
💧 Misotroa rano ampy.
🥣 Mihinàna sakafo mora levona (legioma masaka, voankazo, vary malefaka).

🚫 Aza mihinana sakafo mampiteraka gaz be (tsaramaso, laisoa, zava-pisotro misy gaz).
🌬 Manao respiration profonde (mifoka rivotra lalina, mamoaka miadana).
Matetika dia mihena tsikelikely io ao anatin’ny andro vitsivitsy rehefa miverina miasa tsara ny tsinay.

🚨 Fa manatona dokotera raha:
❗ Marary kibo mafy be
❗ Tsy mivoaka mihitsy ny rivotra na ny maloto
❗ Misy tazo na mibontsina be tsy ara-dalàna

🤍 Hafatra ho an’ny reny:
Tsy hoe misy olana lehibe akory raha be rivotra aorian’ny césarienne. Dingana mandalo izy io, ary miova tsikelikely, mihatsara miandalana

30/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Faraniaina Juliette Ramamihanta, Mahasoa Tsara, Herï Lalao, Hillary Tolojanahary

06/04/2025

Izay rehetra voany diabète/marary vavony ato Tonga Dia MP fa tsy lafo bé izany Dia sitrana tanteraka ianao 20000ar monja
0336317020,0343603519

🌱The karimbola🌱sy ireo soa azo avy aminy...👉Mandevona kyste sy fibromes👉Mandamina cycle👉Regle tsy mandeh nefa tsy bevoka...
20/02/2025

🌱The karimbola🌱sy ireo soa azo avy aminy...
👉Mandevona kyste sy fibromes
👉Mandamina cycle
👉Regle tsy mandeh nefa tsy bevoka
👉Manasitrana perte
👉Perte jaune
👉Perte mamofona sy mangidihidy
👉Manadio kibo..sy aty
👉Manasitrana fery anaty rah toa ka avy nididy
👉Manafana tranon jaza..indrindra ho anao mitady zaza nefa tsy mety mahazo😊
👉🏻Mety ho an'ny olona avy nanao FISA ka maniry ny hiteraka
👉🏻Manasitrana lafika
👉🏻Manasitrana aretin'ny taovam_pananahana(angatra)
👉Koa aza misalasala ary mandefa Mp avy hatrany raha mahaliana anao..☺
Manao livraison Tana..mandefa amn faritra🚐iany koa
🔴Tsy mety ho any vehivavy Bevoka
Contact:0336317020,0343603519

Veloma ny AVC,tosi-dra ambony, cholestérol,Goty,aty,vavony, diabète,cancer VO miforina, fadimbolana mikorontana,fery tsy...
19/02/2025

Veloma ny AVC,tosi-dra ambony, cholestérol,Goty,aty,vavony, diabète,cancer VO miforina, fadimbolana mikorontana,fery tsy mety maina,,sns.....garantie fa ho sitrana tanteraka ianao afaka andro vitsy fa andramo ny THE infusion Kely mahery vaika,natoraly 100%,,andramo aloha Dia ahita fahafaham-po ianao, livraison possible TANA/PROVINCE
0336317020,0343603519

Address

Itaosy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitahiana soa manambina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share