Lilami Tsena

Call Contact the business

Lilami Tsena LilaMi est un endroit où on peut tout se procurer, où chacun trouvera son bonheur

26/10/2026

Vacances ny andro
Mitady activités ho an'ny ankizy ve?
Ato amin'ny Gymnase Arena Toamasina ny Misafidy Shopping .
En sécurité tsara ny ankizy ato

Mitohy androany 25 octobre ka hatramin'ny 1er novembre ny vente privée tsika ato amin ny Gymnase Arena ToamasinaTongava ...
25/10/2026

Mitohy androany 25 octobre ka hatramin'ny 1er novembre ny vente privée tsika ato amin ny Gymnase Arena Toamasina

Tongava maro ary

24/10/2026
Izao no hita ato amin'ny Gymnase Arena ToamasinaFatana écologique Biogasikara Energy SARLAkanjo Gasy sy afrikanina Malag...
23/10/2026

Izao no hita ato amin'ny Gymnase Arena Toamasina

Fatana écologique Biogasikara Energy SARL
Akanjo Gasy sy afrikanina Malag'Africa Style
Akanjo sy kiraro Sublime Mode
Parfum authentique Raly Manitra
Décoration et atelier Misafidy Shopping
Sakafo matsiro Tsiro Idealy

Anisan'ny mahasalama ny fanomezana ny bien-être ny tena (tsy haiko ny dikany bien être) Ary Samy manana ny mety aminy ny...
22/10/2026

Anisan'ny mahasalama ny fanomezana ny bien-être ny tena (tsy haiko ny dikany bien être) Ary Samy manana ny mety aminy ny tsirairay : akanjo kiraro sport parfum mikarakara tokatrano milalalao mamaky boky....
Hitanareo ato amin'ny vente privée ato daholo. Misy ilay vente de livre en kilo ko ary ato.

📆 Manomboka zoma 23 ovtobre ary misy miova isan andro ny exposant ka miverena isan andro. Misy animation koa eny amin ny stand eny

📍 Gymnase Arena Toamasina

Ireto indray ny exposant hita ny 24 octobre 2026

🧡 Cecette Kili Niritia MD Hiba Création Toamasina Raly Manitra Misafidy Shopping Malag'Africa Style Biogasikara Energy SARL Sublime Mode Tsara Fitafy Tsiro Idealy Everest human capital Simplycity design LilaMi

Rose ny loko satria vehivavy daholo izahay ao.
Rose satria te hampatsiahy ny volan'ny ady amin ny cancer
Pink October sales

Rendez vous amin'ny zoma 23 octobre 2026 aloha izao ny akaiky indrindra📍 Gymnase Arena Toamasina 🧡 Raly Manitra  Misafid...
21/10/2026

Rendez vous amin'ny zoma 23 octobre 2026 aloha izao ny akaiky indrindra
📍 Gymnase Arena Toamasina
🧡 Raly Manitra Misafidy Shopping 'Africa style Biogasikara Energy SARL Sublime Mode Tsara Fitafy Tsiro Idealy Everest human capital Simplycity design LilaMi

Rose ny loko satria vehivavy daholo izahay ao.
Rose satria te hampatsiahy ny Vola ny ady amin ny cancer

Ao amin'ny Gymnase Arena Toamasina isika zany no mihaona manomboka ny 23 octobre ka hatramin'ny 1er novembre.Feno activi...
19/10/2026

Ao amin'ny Gymnase Arena Toamasina isika zany no mihaona manomboka ny 23 octobre ka hatramin'ny 1er novembre.
Feno activités marobe ao ary misy ny vente privée tsika koa.
GRATUIT ny fidirana vente privée
Vavahady côté gastro pizza no akaiky

🎀💗 **PINK OCTOBER SALES – VOIR LA VIE EN ROSE !** 💗🎀Porter du rose en octobre, c’est aussi se rappeler l’importance de p...
16/10/2026

🎀💗 **PINK OCTOBER SALES – VOIR LA VIE EN ROSE !** 💗🎀

Porter du rose en octobre, c’est aussi se rappeler l’importance de prendre soin de soi, de l’autopalpation et du dépistage du cancer du sein. 🌸

À travers notre vente privée en rose, nous voulons rappeler à chaque femme qu’elle compte, que sa santé, son bien-être et son bonheur sont précieux. ❤️

Chacune a sa manière de prendre soin d’elle, de se sentir belle et d’être heureuse. L’essentiel, c’est de ne pas s’oublier ! 🩷

✨ **Faisons-nous plaisir, prenons soin de nous et voyons la vie en rose !**

💕

save the date23 au 1 novembre 2026
13/10/2026

save the date
23 au 1 novembre 2026

Aza taraiky
12/10/2026

Aza taraiky

Aza taraiky ary fa ity misy opportunité eto Toamasina.
👍 10 jours de vente expo be izao 😋😋😋
👌 Afaka koa hoe 2 jours hany no alainao

Mahoraka eto Toamasina mandritra ireo fotoana ireo ka araraoty.

Infos: WhatsApp au 034 06 065 71

Address

Antananarive
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:00
Tuesday 09:00 - 16:00
Wednesday 09:00 - 16:00
Thursday 09:00 - 16:00
Friday 09:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 12:00

Telephone

+261346267576

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lilami Tsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lilami Tsena:

Shortcuts

Share