Rhum-Boankazo

Rhum-Boankazo RHUM-BOANKAZO Sélection de rhums arrangés aux saveurs d’exception. Découvrez. Choisissez. Savourez

02/10/2026

Tonga zao ny week-end 😄.
Aleo mba en mode GRAAL indray lo 😜.
Aza misalasala manao commande ao amin'ny Rhum-Boankazo 😜

25/09/2026

Zoma ny andro. Na miasa na tsy miasa de go fona isika 😄.
Tsidio ny Rhum-Boankazo, araho hatrany ny page ary jifao ny "GRAAL" izay marika voalohany niara-niasa taminy.

21/09/2026

Jifao hatrany ny "GRAAL".
Mbola tsy nandiso fanantenana anao.
Antsoy ny laharana 0327170137
(+18), Sotroy ampamendrehana
Rhum-Boankazo

18/09/2026

GRAAL

Ny page Rhum-Boankazo  dia afaka miara-miasa amin'ny marika rhum arrangé rehetra.Marihina fa ny "Rhum-Boankazo" dia tsy ...
18/09/2026

Ny page Rhum-Boankazo dia afaka miara-miasa amin'ny marika rhum arrangé rehetra.
Marihina fa ny "Rhum-Boankazo" dia tsy marika rhum arrangé akory fa page iray ahafahana mivarotra ireo karazana marika rhum arrangé.
Anisan'ny voalohany niara-niasa tamin'ny "Rhum-boankazo" ny marika "GRAAL", ka raha misy ireo vonona hiara hiasa dia afaka miditra mp avy hatrany.

Zoma ny andro.Somary mangatsiaka 🥶, nefa ihany ko manifika 😉.Vahaolana GRAAL 😋😜.Sa aona Ral ?? 👍🍹💪Mbola misy karazany ha...
11/09/2026

Zoma ny andro.
Somary mangatsiaka 🥶,
nefa ihany ko manifika 😉.
Vahaolana GRAAL 😋😜.
Sa aona Ral ?? 👍🍹💪

Mbola misy karazany hatrany ny parfum omen'i GRAAL
Afaka miantso ny laharana 0327170137
Vokatra amidin'i Rhum-Boankazo

08/09/2026
‎Aujourd’hui, GRAAL est officiellement lancé.‎Un rhum arrangé artisanal malagasy, pensé pour les bons moments, les soiré...
01/09/2026

‎Aujourd’hui, GRAAL est officiellement lancé.
‎Un rhum arrangé artisanal malagasy, pensé pour les bons moments, les soirées entre amis et les petites occasions qu’on aime rendre spéciales.
‎Des saveurs, du caractère, et surtout une bouteille qu’on a envie de faire découvrir.
‎GRAAL — La quête est terminée. À vous de le goûter.
‎Commandes : 032 71 701 37
‎18+ — À consommer avec modération

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rhum-Boankazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category