06/08/2026
Mentione-o ilay olona akaiky anao tena mankafý tsaramaso iny 😜 inona tena tianao ampiarahana aminy ? Henakisoa / Ankoho / Sosisy / Toto-kena / Henomby
Misy koa tia mampiaraka azy @ ravimbomanga an 🥰 matsatsotsatso matsiro izay refa tsy te hilaoka matsiro be
Matetika ny lehilahy tena tia azy ity , ry dadabe sy ry dadatoa , ry dada , sy ry dadafara tsy mety leo tsaramaso izany😂
🫘 Tsaramaso
💪 Protéines végétales : manampy amin’ny fanamboarana sy fikojakojana hozatra.
🌿 Be fibres : mahavoky ela ary manampy ny digestion.
⚡ Manome énergie : misy glucides complexes,
🩸 Misy fer sy folates : mandray anjara amin’ny famokarana sela mena.
❤️ Tsara ho an’ny fo : ny fibres ao aminy dia afaka manampy amin’ny fitazonana cholestérol ho ara-dalàna.
⚠️ Fa aza atao be loatra sy misesy loatra anefa an😜😜