Ygrek Produits laitiers fabrication artisanale

Ho fanomezana fahafaham-po amin'izao famaramparanana ny fotoam-pialan-tsasatra izao dia mbola mitohy hatramin'ny sabotsy...
26/08/2026

Ho fanomezana fahafaham-po amin'izao famaramparanana ny fotoam-pialan-tsasatra izao dia mbola mitohy hatramin'ny sabotsy izao ny tolotra

Ho an’ity herinandro ity ihany, midina be ny vidin’ny :🍶 Yaourt brassé 250 ml💧 Yaourt en sachet 100 mlEto amin'ny toeram...
18/08/2026

Ho an’ity herinandro ity ihany, midina be ny vidin’ny :
🍶 Yaourt brassé 250 ml
💧 Yaourt en sachet 100 ml

Eto amin'ny toeram-pivarotana 𝗬𝗴𝗿𝗲𝗸 Analamahitsy ihany.

Tongava haingana fa mety ho lany vetivety !!!

Araraoty !
31/07/2026

Araraoty !


Iza ilay tena mpankafy 𝗚𝗹𝗼𝘂 𝗚𝗹𝗼𝘂 ato ? Mafana kosa moa ny andro na dia mbola anaty vanim-potoanan'ny ririnina aza.
20/07/2026

Iza ilay tena mpankafy 𝗚𝗹𝗼𝘂 𝗚𝗹𝗼𝘂 ato ?
Mafana kosa moa ny andro na dia mbola anaty vanim-potoanan'ny ririnina aza.

26/06/2026
Efa nanandrana vary amin-dronono ve ianao ? 🍚Tsotra, matsiro ary mety tsara amin’izao fety izao ! 🇲🇬Atao amin’ny ronono ...
25/06/2026

Efa nanandrana vary amin-dronono ve ianao ? 🍚
Tsotra, matsiro ary mety tsara amin’izao fety izao ! 🇲🇬
Atao amin’ny ronono madio sy tsara kalitao🥛
4500 Ar ny litatra raha ato aminay no mividy ianao ☺️

Anisan'ny vokatra vita malagasy ahitana fihenam-bidy eny amin'ny tranombarotra CARREFOUR sy SCORE ihany koa ny Yaourt Yo...
23/06/2026

Anisan'ny vokatra vita malagasy ahitana fihenam-bidy eny amin'ny tranombarotra CARREFOUR sy SCORE ihany koa ny Yaourt Youpiya 25cl hatramin'ny alahady 28 jona 2026


🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬Ny 13 ka hatramin'ny 27 jona 2026 : Araraoty ny tolotra manokana amin'ny vokatra Yaourt rehetra eto amin'ny Ygre...
13/06/2026

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Ny 13 ka hatramin'ny 27 jona 2026 :
Araraoty ny tolotra manokana amin'ny vokatra Yaourt rehetra eto amin'ny Ygrek Analamahitsy ! 15 andro ihany fa aza tara !
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Faran’ny herinandro… fotoana fanaovana sakafo matsiro sy miavaka ao an-trano! Mozzarella amin’ny vidiny mora anio ato am...
25/04/2026

Faran’ny herinandro… fotoana fanaovana sakafo matsiro sy miavaka ao an-trano!

Mozzarella amin’ny vidiny mora anio ato amin’i Ygrek ka araraoty!

Na atao amin’ny :
🍝 pâte
🥘 gratin
🍕 pizza
dia tena amin'ilay mirirotra sy matsiro tsara ary tena mampilendalenda tsisy ohatrizany !

Ygrek – mbola ato ny tsiro tena izy !

Nanjavona ny dinozaoro ... fa ny omby mbola manome ronono tsara hatramin'izao. Mbola hitanao ato amin'i Ygrek ilay tsiro...
16/04/2026

Nanjavona ny dinozaoro ... fa ny omby mbola manome ronono tsara hatramin'izao. Mbola hitanao ato amin'i Ygrek ilay tsiro tena izy !






Address

Analamahitsy
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261340108638

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ygrek posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ygrek:

Shortcuts

Share

Category