Kaly naka

Kaly naka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kaly naka, Food service distributor, Besarety, Antananarivo.

Faly izahay mizara aminareo fa maro amin’ireo client-nay no efa nahazo vokatra tsara tamin’ny programme régime mampihena...
04/03/2026

Faly izahay mizara aminareo fa maro amin’ireo client-nay no efa nahazo vokatra tsara tamin’ny programme régime mampihena vatana 💪✨
Nihena lanja, nihatsara fahasalamana, ary nitombo fahatokisan-tena 💚

Misaotra anareo amin’ny fitokisana sy ny fiezahana hatrany!
Izahay kosa dia manohy manohana anareo amin’ny lalana mankany amin’ny vatana salama sy tanjona tratra 🙏🔥

👉 Raha ianao koa te hahazo vokatra tsara, aza misalasala mifandray aminay!

Mankasitraka feno ho anareo izay mametraka faha tokisana ho anay, vonona foana ny équipe ny Kali ´naka hifanampy aminareo🥰

06/02/2026
30/01/2026

Mangez sainement 🥗 perdez du poids directement chez vous
100% sain &Savoureux

Commandez maintenant et découvrez le plaisir de manger sainement, sans effort!

0342542727

18/01/2026

Salama tompoko

🌿 Tongasoa eto amin’ny Kaly’naka ! 🌿
Maniry-hihena ve enao nefa tsy manam-potoana amin’ny fikarakarana ny sakafo ? Kaly'naka dia manolotra sakafo voalanjalanja, matsiro ary aterina any aminao !

Ity ny tolotra-nay :
🍽️ Sakafo atoandro sy hariva voaomana araka ny régime, fomba mahomby handoroana tavy haingana.

Kaly' Naka?
✅ Fanenana ny fihianana siramamy (glucose),plus de gras (lipide)
Rehefa ahena ny fihianana mamy dia miditra amin'ny atao oe état de cétose ny vantana ka ao tavy indray no hempoiny ataony source d'énergie
✔️Inona avy ary ny azo hoanina
✅Oui :Viande, poisson, oeufs, avocat, légumes verts, huile d'olive, beurre,..
❌Non: Pâte,pain,sucre,miel,soda , farine

🍽️ Vidiny :
✅ 80 000 Ar/isaky ny herinandro 6/7j sakafo atoandro sy hariva + detox

Ndao ary iaraka anatratra tanjona ! 🚀

🛵 Livraison gratuit en ville

📞0342542727 / 0383093458

Retour kely tamina client ato aminay, mahafinaritra rehefa mahita vokatra tsara otrany izao ny client😍 arakarakiny toe b...
17/08/2025

Retour kely tamina client ato aminay, mahafinaritra rehefa mahita vokatra tsara otrany izao ny client😍 arakarakiny toe batanao sy fanarahanao tsara ilay regime ihany ny poids very aminao par semaine, efa betsaka ireo nanao regime tato aminay afa-po tsara sy nahita vokatra tsara nefa dia farakizay mirary ny tarifs🥰
Aza misalasala mandefa hafatra miafina ho anareo izay te hanena fatana sy hanala ny tavy ratsy🤗

Mahafaly anay fona rehefa mahazo retour avy aminy client otrany zao🥰 Mankasitraka anareo izay efa niaraka taminay🙏🏼
25/05/2025

Mahafaly anay fona rehefa mahazo retour avy aminy client otrany zao🥰
Mankasitraka anareo izay efa niaraka taminay🙏🏼

Address

Besarety
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaly naka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share