Ets VATSY - Grossiste Ivato

Ets VATSY - Grossiste Ivato Grossiste boissons et marchandises générales eto IVATO. Eo akaikin'ny tsenan'ny tantsaha.

***ARRIVAGE VAOVAO BE***Afaka jifainao ety amin'ny Ets VATSY - Grossiste Ivato  amin'zay ny vokatra COCA COLA Original 😊...
15/03/2024

***ARRIVAGE VAOVAO BE***

Afaka jifainao ety amin'ny Ets VATSY - Grossiste Ivato amin'zay ny vokatra COCA COLA Original 😊🥳
Misy ny 1,5 L, ny kely sy ny canette...
Mandefa en gros sy en détails hatrany.

Hita tany ho any 😂🤣Alefaso ihany ny commande, fa afaka atao spécial koa anie e 😂
27/02/2024

Hita tany ho any 😂🤣

Alefaso ihany ny commande, fa afaka atao spécial koa anie e 😂

Mirary fety ho anareo izay TIA rehetra androany oo ❤️🥰🍃 Tsy voatery hoe olon-droa ihany ny mifankatia an... ny mpinamana...
14/02/2024

Mirary fety ho anareo izay TIA rehetra androany oo ❤️🥰🍃
Tsy voatery hoe olon-droa ihany ny mifankatia an... ny mpinamana, ny mpiray tampoha, ny mpianaka... Izay rehetra mamy aminao iarahabao daholy...

Androany izao hisy fianakaviana mamy kely iaraka hikorana, faly ery izahay mikarakara ny commandenareo... Mizara hafaliana miaraka aminareo... Dia mankasitraka anareo hatrany amin'ny fahatokisana.

Fa maninona tokoa moa ny hoe VATSY ? 🧐VATSY izahay satria misehatra amin'ny lafiny roa : 1) Mamatsy anareo ny antom-pisi...
11/02/2024

Fa maninona tokoa moa ny hoe VATSY ? 🧐

VATSY izahay satria misehatra amin'ny lafiny roa :

1) Mamatsy anareo ny antom-pisianay voalohany.
Koa raha misy vatsy ilainareo, dia aza misalasala manantona anay fa iezaka hatrany izahay hanome fahafampo ho anareo.

2) Miezaka ny hitondra fivoarana amin'ny mpiarabelona kosa ny antom-pisianay faharoa.
Noho izany, VATSY dia tetikasa iarahanay amin'ny tantsaha sy ny mpamokatra entina hanomezan-danja ny vokatrin'ny tantsaha.
❤️🍃🙏🏽

Misaotra anareo manohana sy manjifa ato aminay fa izany noho afahantsika mandroso 🍃💕

🍃❤️🙏🏽 Misaotra betsaka amin'ny fahatokisanareo...Indray andro any hisy fiara mitatitra, fa androany aloha izay misy noho...
05/02/2024

🍃❤️🙏🏽 Misaotra betsaka amin'ny fahatokisanareo...

Indray andro any hisy fiara mitatitra, fa androany aloha izay misy noho ahiratra... 😊 Manome fahafampo ho anareo noho tanjona...

📣📣📣 MORA BE ATYAraraoty fa mora be amin'ity volana février ity ❤️🥰🍃 Handao hirevirevy e, ho ento ny ankizy ankalaza St V...
02/02/2024

📣📣📣 MORA BE ATY

Araraoty fa mora be amin'ity volana février ity ❤️🥰🍃 Handao hirevirevy e, ho ento ny ankizy ankalaza St Valentin e.. hanontanio izay mety aminao...

-------------

Prix de lancement
Profitez de notre promotion exceptionnelle sur un large choix de produits pour tout le mois de février... ❤️🥰🍃

Contactez-nous

Ets VATSY - Grossiste Ivato MORA HO ANAO !!!

🥳🥳 Oyé oyé misokatra ho antsika aty Ivato sy ny manodidina ny Ets VATSY - Grossiste Ivato . 🥳🥳Aty ilay ahitana ny boisso...
31/01/2024

🥳🥳 Oyé oyé misokatra ho antsika aty Ivato sy ny manodidina ny Ets VATSY - Grossiste Ivato . 🥳🥳

Aty ilay ahitana ny boissons mora, ho anao mikarakara lanonana na mbola hivarotra.
Aza misalasala manontany izay ilainao, fa faly mandray anao izahay. 😊🍃❤️🙏🏽

----------

🥳🥳 Oyé oyé, pour vous qui êtes à Ivato et aux environs, nous avons le plaisir de vous annoncer l'ouverture de l'Ets VATSY. 🥳🥳

Chez nous vous trouverez vos boissons préférées aux meilleurs prix. N'hésitez pas à nous contacter, nous sommes heureux de vous servir. 😊🍃❤️🙏🏽

À très vite...

Address

Lot K4/83 Ivato (Akaikin'ny Tsenan'ny Tantsaha)
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261329256006

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ets VATSY - Grossiste Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share