O'créa Traiteur Page II

Call Contact the business

O'créa Traiteur Page II Ity no pejy vaovao ampiasain'ny O'créa Traiteur noho ny fisian'ny olana amin'ny pejy teo aloha

🔴 Misy invité anareo tonga dia courage be anie vao mahafantatra hoe zahay no service traiteur ao e 🫣😍.Tsy in-dray,tsy in...
25/10/2026

🔴 Misy invité anareo tonga dia courage be anie vao mahafantatra hoe zahay no service traiteur ao e 🫣😍.Tsy in-dray,tsy in-droa fa matetika izany miseho any anaty espace any rehefa ilay miserana tampoka iny ny iray aminay😂.

👉👉Azonareo angamba ny tiako ambara 😜.

Dia ahoana ❓❓❓ manimanina buffet à gogo ianareo sa tsia 🤔🥱asintsika lalao indray sa manakory❓❓❓.

🔴 Satisfait ou remboursé 😋🥰 izahay aloha dia mametraka io "slogan" io amin'ny resaka sakafo satria tsy hamitaka anareo c...
17/10/2026

🔴 Satisfait ou remboursé 😋🥰 izahay aloha dia mametraka io "slogan" io amin'ny resaka sakafo satria tsy hamitaka anareo client na oviana na oviana😊.

👉👉 Assuré ny quantité, assuré ny qualité,ara-potoana tsara ny sakafo .

Buffet ho ana 50 personnes izao io zarainay an-tsary vitsivitsy io 🤩fankalazana ny faha 46 taona ny mariazy ❤️client efa zatra anay ihany koa 🤗.

➡️➡️Aza misalasala manoratra na miantso raha te ahazo ny andinindininy ianareo amin'ireto adiresy ireto :
❤️Compte personnel : Orima Rabemanantsoa
❤️Page Facebook : O'créa Traiteur Page II
❤️Tél : 0342733590/0388548641
❤️ E-mail : [email protected]
❤️ WhatsApp : 0388548641

NB: manomboka amin'ny 40.000 ariary dia efa misitraka ny buffet a volonté ianareo, manomboka amin'ny 21000 ariary dia efa misitraka ny menus à servir.

16/10/2026

7 événements en une semaine / izay no mahatonga ny mp anareo taraiky ao🥱🫣🥹valiako rehefa malalaka kely aho 🙏

09/10/2026

Mendrika Miarintsoa,Rondrosoa Nancy Nathi Nathi ,arahabaina fa ianareo no mahazo ny loka buffet à gogo 🎉🥰

🔴Avoakako eto ny valin'ny lalaon-tsika rahariva an 😊mbola sahirana kely mampisakafo amin'ny événement " Famadihana" aho ...
09/10/2026

🔴Avoakako eto ny valin'ny lalaon-tsika rahariva an 😊mbola sahirana kely mampisakafo amin'ny événement " Famadihana" aho io dia repotra kely 🤗.

👉👉Afaka ataonay ohatran'izao ny fetinareo fa tsy voatery ilay nahandro gasy matavy be 😂.

👉👉Ho valiako ihany koa ireo mp marobe ao rehefa malalaka aho fa tena mbola am-perinasa tanteraka🙏😌. Hainareo ihany fa miditra tsikelikely izy ity sady maraindraina dia efa manomboka misakafo😋.

07/10/2026

Lalao: mi-mentionné namana 5+ commentaire 1 mandresy lahatra client ao @ ilay publication farany ao+ partage 1,alefa ary🏃🏃

🔴 "Afa-po,tsara ny sakafo❤️,tsy lany fa tena à volonté tokoa 🤗tena hoe finaritra ery ny invité nody😍" 👉👉Io indray ny ret...
07/10/2026

🔴 "Afa-po,tsara ny sakafo❤️,tsy lany fa tena à volonté tokoa 🤗tena hoe finaritra ery ny invité nody😍"

👉👉Io indray ny retour azonay taorian'ny lanonana izay niarahan'ireo Ray aman-dReny tamin'ireo nasaina rehetra tamin'ny batisan'ny zanak'izy ireo ny Alahady 04/10/26 lasa teo tao amin'ny "Korana Village Ivato".

Tsy te ho diso fanantenana ihany koa ianareo fa mba te ahazo retour positif avy amin'ny invité toa azy ireo ❓❓❓

➡️➡️Vahaolana ho anareo ny maka ny andinindininy amin'ireto adiresy ireto 😊:
❤️Compte personnel : Orima Rabemanantsoa
❤️Page Facebook : O'créa Traiteur Page II
❤️Tél : 0388548641/0342733590
❤️ E-mail : [email protected]
❤️ WhatsApp : 0388548641

05/10/2026

Mba omeo sopapa kely amin'ilay "jeux" antsika aloha za fa tsy hitako intsony izay atao🫣😂

04/10/2026
🔴Jeudi amin'ny 12 ora atoandro aho no nisy niantso hoe sao afaka manao prestation rahampitso Zoma(25/09/26) 🫣🙃eny hoy ah...
01/10/2026

🔴Jeudi amin'ny 12 ora atoandro aho no nisy niantso hoe sao afaka manao prestation rahampitso Zoma(25/09/26) 🫣🙃eny hoy aho fa vitanay izany 😁dia io izy hitanareo amin'ny sary io😍buffet pour 30 personnes.

👉👉NISAKAFO ARA-POTOANA TSARA FA TSY TARA 🤗.

➡️➡️ Amin'ny Samedi 10/10/26 isika no hizara buffet à gogo indray fa iny MBA tsy lavitry ny ville ny toerana hanaovanay événement 😊dia efa miomana amin'ny lalao ary 👌.

Address

Anosibe Ambohibarikely
Antananarivo
101

Telephone

+261342733590

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when O'créa Traiteur Page II posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to O'créa Traiteur Page II:

Shortcuts

Share

Category