13/03/2026
Tsaramaso, voanjobory, tsiasisa sy kabaro, ireo dia karazana voamaina afaka atao fangaron-daoka 🥰
Mbola maro tsy votanisa eto toy ny vonemba, tsaramaso mena, petit pois, tsara be daholo 😋
Ary inona ny voamaina no tianao indrindra ? soraty eo @ commentaires 👇