30/05/2025
MITADY KAFE TENA IZY?
Manitra, mora ampiasaina, tsy mandany fotoana – izao no kafe tokony ho anao!
Tongava mahita ny kafe kalitao atolotray:
› Kafe Moulu JIABY – 90g
Fonosana manaraka ny norme (papier biodégradable)
Tsiro lalina, maharitra, ho an’ny tia kafe nentim-paharazana
› Kafe Instantanée SÈVE DE Café ( robusta sy arabica avy any atsimon'i Madagascar)
Vita Malagasy 100% – produit breveté
Arotsaka anaty rano mafana, arohina tsara, dia vonona!
Mety ampiana siramamy, ronono, na araka ny safidinao
1 sachet = 1 TASSE À CAFÉ (tsy verre lehibe)
Tombony lehibe:
Tsy mampidi-doza ho an’ny fahasalamana (caféine voalanjalanja)
Tena natoraly, tsy misy fangaro simika
Azo ampifangaroina amin'ny: ronono, gâteaux, na sakafomamy hafa
Mora entina: ao an-trano, birao, na eny an-dalana, indridra ny hôtel sy restaurant.
Aiza no ahitana azy?
- Eny amin'ny grande surface
- Na mivantana aty aminay: message privé (mp)
Laharana antso: 0376636845
Andramo dia ho hitanao ny maha-samihafa azy!
Amin'ny instantanée hafa
Kafe manitra, matsiro, Malagasy tanteraka!
Ireto ny prix:
Café jiaby moulu 90g =3000 Ar
Sève de café instantané=6000 Ar paquet de 10 pièces
Dosette sucre roux ou blanc 1 paquet de 50 =6000 Ar.
Livraison antananarivo renivohitra .