Im Nosy Bondy Agency

Im Nosy Bondy Agency Rhum arrangé artisanal 100 % malagasy🇲🇬
☎️0340352395☎️
☎️0376325968☎️

Bondy rhum arrangé et punch toujours disponible ❤️
29/11/2025

Bondy rhum arrangé et punch toujours disponible ❤️

Efa nisy Bondy 1/4 litre Ambatondrazaka 🇲🇬Misy eny am Grossistes MazavaGrossiste RivoGrossiste Man Grossiste Albert Mira...
26/11/2025

Efa nisy Bondy 1/4 litre Ambatondrazaka 🇲🇬
Misy eny am
Grossistes Mazava
Grossiste Rivo
Grossiste Man
Grossiste Albert
Mirary tontolo alina ho antsika oh🎉🎉💯

16.000ariary efa hiakatra Ilay izy fa araraoty et zareo aa ❤️
25/11/2025

16.000ariary efa hiakatra Ilay izy fa araraoty et zareo aa ❤️

Efa hita eny amin'ny mpivarotra maro eny ny rhum BONDY 65cl🎉Sary : Ankazomanga bar misy BET io🎉🤤
23/11/2025

Efa hita eny amin'ny mpivarotra maro eny ny rhum BONDY 65cl🎉
Sary : Ankazomanga bar misy BET io🎉🤤

Rhum arrangé cannelle 16000 ariary mp na 0340352395
22/11/2025

Rhum arrangé cannelle 16000 ariary mp na 0340352395

Misy vitrine kely an' a Site web hatao hanamora ny hicomandinareo ny rhum Bondy efa hivoaka tsy ho ela fa araho ny pejy
21/11/2025

Misy vitrine kely an' a Site web hatao hanamora ny hicomandinareo ny rhum Bondy efa hivoaka tsy ho ela fa araho ny pejy

Mpandresy tamin'ny lalao ny loka rahampitso alefa ny loka
21/11/2025

Mpandresy tamin'ny lalao ny loka rahampitso alefa ny loka

Ho valiantsika rahampitso hariva 18h ihany ilay lalao izay natao na dia mbola tsy feno 1k ary Ilay pub izay mbola tsy na...
19/11/2025

Ho valiantsika rahampitso hariva 18h ihany ilay lalao izay natao na dia mbola tsy feno 1k ary Ilay pub izay mbola tsy nandray anjara afaka mbola manao🥳🎉
Lien : https://www.facebook.com/share/1D6wLVgLHu/

16000 ariary mp si intéressé💯🎉
17/11/2025

16000 ariary mp si intéressé💯🎉

Efa akaiky anefa ny farany🥴🤫Noho izany?🤫
16/11/2025

Efa akaiky anefa ny farany🥴
🤫Noho izany?🤫

🤫
14/11/2025

🤫

Mbola mitohy iany fa mbola tsy feno 1000 oh, clikeo aloha zay vao asina réaction 😊 de partageo de manaova commentaires 💯...
14/11/2025

Mbola mitohy iany fa mbola tsy feno 1000 oh, clikeo aloha zay vao asina réaction 😊 de partageo de manaova commentaires 💯💯💯

Jeux kely indray ary😊🍹 20000ar + Punch coco + Rhum arrangé canelle.

____Fandraisana anjara:
_Partageo en public ity publications ity.
_Asio sarinareo mirevy eo am coms, mentionéo zalah akama.
_Na tsisy sary alefaso fona fa ny isany réaction no contina (bé mantsy nareo tsy misy amsary ato)

____Loka azo:
_Izay sary tena bé réaction mahazo rhum gratuit sy 20.000ar.
_Misy olona 20 ho sarihana homena crédit 1000ar.

_Izay tena bé stratégie sy fetsy no handresy fa tsisy safidiko.
_Raha tafiakatra 10k ilay pub dia miakatra 100.000ar Ilay loka ho zaraina🥳

Mifarana amin'ny lahady ny lalao dia lahady ihany no anolorana ny loka, raha tsy tafiakatra 1k dia iandrasana izay iakarany vao omena Ilay loka🥳!😊

Address

67ha
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Im Nosy Bondy Agency posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share