11/05/2026
📣LALAO KTKFA🎁
COVER "RAHA MAHAGAGA"
Ity misy Lalao izay karakarainay KTKFA Andranovory, izay hahazoanareo cadeaux surprise avy aty aminay🎁
Tsotra ny fandraisana anjara : manao cover ny hiranay, mitondra ny lohateny oe "RAHA MAHAGAGA" isika, na olon-tsotra, na choral, na groupe na iza na iza de afaka mandray anjara daholo tsy anavahana, ka alefa mp aminay ny vidéo ary publiénay ato amin'ny pejy avy eo, dia izay mahazo réaction betsaka indrindra no mahazo ilay loka surprise avy aty aminay.
22 Mai ny farany fandefasana vidéo aty aminay, ary ny 30 Mai no ijerena izay mivoaka ho mpandresy 🎉
Ity ny lien ny hira : https://www.facebook.com/reel/1934133190548737/?app=fbl
Koa mandraisa anjara ary, ho fanohanana anay KTKFA❤️ sy hofiderantsika ny anaran'ANDRIAMANITRA hatrany 🙏🤍
MANANTENA ANAREO SAHADY IZAHAY KTKFA❤️🙏