22/04/2026
🤗Hi guys😊
✍️Aza hafangaro sy disoina intsony ny fampiasa ireto :
👉 USED TO and TO BE USED TO 👈
⏰ Rehefa te hilaza zavatra nahazatra sy mahazatra isika✅
💯🇺🇸 Aza adino fa efa manomboka ny Cours en ligne miaraka amin'ny Coach Andry☺️