14/01/2026
📣📣Eh ohh mafanaaaa !!
📣📣 Ndao hisotro KÉFIR eee! !
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao, mirary fahasoavana sesehena amin'ity taona 2026 ity!
Ho an'izay efa nahalala, ny KÉFIR DE LAIT dia tsy hoe mampangatsitsiaka fotsiny ihany fa tena mitondra fahasalamana ho antsika:
-be calcium
- mamerina amin'ny laoniny ny fiasan'ny tsinay
- mitsabo ny aretin'ny taova anaty: aretim-bavony, balonnement, aretin'aty, constipation
- mi-stabiliser ny tension miovaova
- mety tsara ho an'ny diabétique satria mandamina ny tahan-tsiramamy anaty rà izy
- mampatanjaka
- manatsara torimaso
- manalefaka ny allergie
Andramo anie ary fa efa betsaka no nahita tombon-tsoa tamin'ny fisotroana azy 😊
Vidiny: 9.000 Ar / litre
Contact: 0340266993
Manao livraison hatrany izahay