MDG Kuroiler Farms

MDG Kuroiler Farms Tongasoa eto amin ny Pejin'i MDG Kuroiler Farms (Soa Tiana)
"ManofisΓ  ngeza, atomboy amin'ny kely fa Kalitao"

Amidy ohhhh πŸ«°πŸ’΅πŸ«°πŸ’΅πŸ«°πŸ’΅ πŸ˜πŸ‡²πŸ‡¬- Poussins KUROILER de 14 jours- Amin'ilay vaventy sady matanjaka be πŸ₯☝️- Efa mahazaka mandeha pro...
14/08/2026

Amidy ohhhh πŸ«°πŸ’΅πŸ«°πŸ’΅πŸ«°πŸ’΅ πŸ˜πŸ‡²πŸ‡¬

- Poussins KUROILER de 14 jours
- Amin'ilay vaventy sady matanjaka be πŸ₯☝️
- Efa mahazaka mandeha province
- Kalitao be ireo (kuroiler tsy mitapoka)
- Contact: 034 56 096 06 Whatsapp na MP
- Lieu: Ankadifotsy eo @ Douanes
- Manao livraison πŸ›΅ sy mandefa any amin'ny faritra πŸš› ✈️ πŸ›₯️

"ManofisΓ  ngeza e, atomboy amin'ny kely fa Kalitao βœŠπŸ‡²πŸ‡¬"

09/08/2026

Misy 15 jours ao, dia 22 jours, 29 jours, 1mois et 7 jours πŸ˜βœŠπŸ‡²πŸ‡¬
Contact: 034 56 096 06 Whatsapp na MP

08/08/2026

- Poussins Kuroiler 07 jours
- Sady vaventy no matanjaka
- Lieu: Ankadifotsy eo amin'ny Douanes
- Contact: 034 56 096 06 Whatsapp na MP

" ManofisΓ  ngeza e, atomboy amin'ny kely fa Kalitao " βœŠπŸ‡²πŸ‡¬

05/08/2026


02/08/2026

TONGA VAHINY SAHADY INDRAY EEEEEE 😁 🐣πŸ₯πŸ‡²πŸ‡¬
Pure Kuroiler kely vao nivaoka mintsy hoan ilay tia PRIX POUSSINS DE 1 jours maro be ireny πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Toerana: Ankadifotsy eo am douanes
Contact: 034 56 096 06 Whatsapp na MP

02/08/2026





"ManofisΓ  ngeza e, atomboy amin'ny kely fa Kalitao πŸ’ͺπŸ‡²πŸ‡¬"

02/08/2026

- Dispo ny poussins de 1 jour: mivoaka couveuse rahariva
- Dispo ny 8 jours
- Dispo ny 15 jours
- Dispo ny 22 jours 😁
Mp na Whatsapp 034 56 096 06
Manao livraison
Mandefa amin'ny faritra(sous conditions)
Mirary soa e πŸ˜πŸ‡²πŸ‡¬

Saliiiiii daholo indray e πŸ˜πŸ‘‹πŸ‡²πŸ‡¬- Tadidinareo ve ireto le foy tamin'ny Alahady teo?- Efa ireo mavitrika sy mitombo be ireo...
31/07/2026

Saliiiiii daholo indray e πŸ˜πŸ‘‹πŸ‡²πŸ‡¬

- Tadidinareo ve ireto le foy tamin'ny Alahady teo?
- Efa ireo mavitrika sy mitombo be ireo zareo πŸ£πŸ‘‰β¬†οΈπŸ₯
- 6 andro anio misy 55 isa : azo isafidianana tsara 😁
- Pure Kuroiler (izahay koa moa tsy manao afatsy io race io)
- omena fihenambidy izay maka mihoatra ny 15 isa

πŸ‘‰ Toerana : ANKADIFOTSY eo amin'ny Douanes ampitan'ny BE STORE
πŸ‘‰ Contact: 034 56 096 06 na MP na Whatsapp πŸ˜πŸ‘‹πŸ‡²πŸ‡¬

" ManofisΓ  ngeza e, atomboy amin'ny kely fa kalitao " πŸ’ͺπŸ₯πŸ‡²πŸ‡¬

Saliiiii πŸ˜πŸ‘‹πŸ‡²πŸ‡¬- Vavy daholo(angambaπŸ˜‚)  ny resaka eto androany - Vavy Kuroiler: πŸ‘‰ Handray 3 mois amin 10 AoΓ»t le misy brac...
30/07/2026

Saliiiii πŸ˜πŸ‘‹πŸ‡²πŸ‡¬
- Vavy daholo(angambaπŸ˜‚) ny resaka eto androany

- Vavy Kuroiler:
πŸ‘‰ Handray 3 mois amin 10 AoΓ»t le misy bracelet noir io
πŸ‘‰ Handray 3 mois amin 17 Aout
πŸ‘‰ 2mois 7 jours le vavy tapisy io

-Vavy kuroiler:
πŸ‘‰ 1mois mahery : 9 isa

Tongava na mijery e πŸ˜πŸ‡²πŸ‡¬

Toerana: Ambohibao Antehiroka
Contact : 034 56 096 06 na MP na Whatsapp

MahΓ vanonΓ  aby eeee πŸ˜βœŠπŸ‡²πŸ‡¬

28/07/2026

- Fa le zezika azo amle système trano tahak'izao koa tena Top an 😁😁😁
- Mianatra kely dia afaka havadika vola io πŸ˜πŸ˜πŸ˜βœŠπŸ‡²πŸ‡¬
πŸ’©πŸ‘‰πŸ’΅πŸ’ΆπŸ’·
- Lieu: Ambohibao Antehiroka πŸ‡²πŸ‡¬
- Contact: 034 56 096 06
Mpna Whatsapp raha misy liana fa efa nisy efa niotrika ela(plus de 06 mois) be niaraka tamin'ny taimbakona tao, le taimbakona aza efa potika sy mainty be 😁😁😁

Address

Lot IVG Ankaditapaka Behoririka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MDG Kuroiler Farms posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category