Sakafo Malagasy SM

Sakafo Malagasy SM Sakafo Malagasy SM une page dédiée pour les fans des nahandro Gasy et Barbecue. Nous avons aussi une salle de réception pouvant vous accueillir .

🇲🇬 ASARAMANITRA MALAGASY 🇲🇬Salama ry Malagasy rehetra! ❤️🤍💚Andro vaovao, fanantenana vaovao. Enga anie hitondra fandriam...
26/06/2026

🇲🇬 ASARAMANITRA MALAGASY 🇲🇬
Salama ry Malagasy rehetra! ❤️🤍💚
Andro vaovao, fanantenana vaovao. Enga anie hitondra fandriampahalemana, fahasalamana, fahombiazana ary fitahiana ho an'ny tsirairay sy ny fianakavianareo ity andro ity.
Aoka isika hanohy hifankatia, hifanaja ary hiara-hiasa amin'ny fananganana Madagasikara matanjaka sy mamirapiratra.
"Malagasy Authentique – Miray hina, mandroso miaraka."
Mirary andro feno tsiky sy fahombiazana ho anareo rehetra.
❤️Sakafo Malagasy SM/Sm group event corporate
"Miaraka aminareo amin'ny hetsika sy ny nofinofy rehetra."

Sakafo Malagasy SM🍛🇲🇬 SAKAFO MALAGASY AUTHENTIQUE 🇲🇬🍛Vous recherchez un endroit idéal pour vos repas de famille, anniver...
14/06/2026

Sakafo Malagasy SM
🍛🇲🇬 SAKAFO MALAGASY AUTHENTIQUE 🇲🇬🍛

Vous recherchez un endroit idéal pour vos repas de famille, anniversaires, réunions ou événements privés ?

✨ Découvrez notre espace de réception à Sampanana Ambohimanga Rova !

✅ Salle de réception spacieuse ✅ Capacité : 160 personnes ✅ Cuisine traditionnelle malagasy savoureuse ✅ Cadre convivial et accueillant ✅ Location de salle à seulement 6 000 Ar par personne, tout compris

🎉 Mariage • Anniversaire • Baptême • Réunion • Sortie de promotion • Événement d'entreprise

📞 Réservation : 038 15 096 76 📧 [email protected]

Sakafo Malagasy & Location de Salle 📍 Sampanana Ambohimanga Rova

👉 Réservez dès maintenant et faites de votre événement un moment inoubliable !

Tongasoa e,Nisy olana kely ny pejy fa efa ato ndray ooo😍😍Mbola misy daty Malalaka ihany ato aminay an6 000 ar/ pers foan...
10/06/2026

Tongasoa e,
Nisy olana kely ny pejy fa efa ato ndray ooo😍😍
Mbola misy daty Malalaka ihany ato aminay an
6 000 ar/ pers foana hofan'ny salle ato aminay.
Efa misy couvert ,sonorisation,couvert complet,déco de base
Aza misalasala miantso avy hatrany o

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Gã Eül, Andry Raz, Todisoa Ranto, Kia Rabe, Antso Razananaivo
10/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Gã Eül, Andry Raz, Todisoa Ranto, Kia Rabe, Antso Razananaivo

🕊️ SAKAFO FANKAHEREZANA SY FAHATSIAROVANA 🕊️"Ho fanomezam-boninahitra ireo nodimandry ao anatin'ny fanajana sy firaisank...
05/06/2026

🕊️ SAKAFO FANKAHEREZANA SY FAHATSIAROVANA 🕊️
"Ho fanomezam-boninahitra ireo nodimandry ao anatin'ny fanajana sy firaisankina."
Sakafo sy tolotra mifanaraka amin'ny lanonana fankaherezana
🤎 Fanompoana am-pahamendrehana 🤎 Fanajana sy fahamalinana 🤎 Kalitao sy fahadiovana 🤎 Fikarakarana matihanina
☕ PAOZY KAFE
Kafe sy zava-pisotro mafana
M**o gasy sy viennoiserie
🍽️ SAKAFO MALAGASY
Vary sy laoka
Lasary sy achard
Akoho gasy na gana (araka ny safidy)
🥂 COCKTAIL FANKAHEREZANA
Hanitra mamy sy masira
Ranom-boankazo voajanahary
🎂 GÂTEAU FAHATSIAROVANA
Gâteau ho an'ny fiaraha-miombon'antoka sy fahatsiarovana
❤️ SOATOAVINA ENTSINAY
✅ Fanajana – Manome lanja ny fotoana sy ny fahatsiarovana.
✅ Kalitao – Sakafo voafantina sy matsiro.
✅ Fiarahana – Manampy sy manohana ny fianakaviana.
✅ Fomban-drazana – Mampisongadina ny maha-Malagasy.
📞 Mifandraisa aminay
SM Group Event Corporate
"Mpiara-miombon'antoka amin'ny hetsika manara-penitra."
📱 038 15 096 76
📧 [email protected]
🕊️ "Miaraka aminareo amin'ny fotoan-tsarotra, amim-panajana sy amim-pitiavana." 🕊️

🕊️ SAKAFO MALAGASY – REPAS D'HOMMAGE 🕊️Parce que les moments de recueillement méritent une organisation digne et respect...
05/06/2026

🕊️ SAKAFO MALAGASY – REPAS D'HOMMAGE 🕊️

Parce que les moments de recueillement méritent une organisation digne et respectueuse, SM Group Event Corporate vous accompagne avec des solutions de restauration adaptées à vos cérémonies funéraires et hommages.

🍽️ Sakafo Malagasy traditionnel ☕ Pause-café 🥂 Cocktail d'hommage 🎂 Gâteau d'hommage

✅ Service professionnel ✅ Menus adaptés à tous les budgets ✅ Qualité, discrétion et respect ✅ Prestations pour familles, associations et entreprises

Nous mettons tout notre savoir-faire à votre service afin d'accompagner vos proches dans un cadre chaleureux et organisé.

📞 Réservation et renseignements : 038 15 096 76 📧 [email protected]

Sakafo Malagasy SM
Sm group event corporate,partenaire en événementiel d'excellence.

🕊️ Respect • Discrétion • Qualité • Engagement

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lèonah Mapionona, Angelina Rakotohariniaina, Jouannä Be, Wiliano Jessica Andri...
03/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lèonah Mapionona, Angelina Rakotohariniaina, Jouannä Be, Wiliano Jessica Andrianantenaina, Sitraka Rabarison, Rota Naomi, Dimby Ny Aina

Mirary Fetin'ny Reny sambatra ho an'ny reny rehetra izahay.Mankasitraka anareo noho ny fitiavana, ny fahafoizan-tena, ny...
31/05/2026

Mirary Fetin'ny Reny sambatra ho an'ny reny rehetra izahay.
Mankasitraka anareo noho ny fitiavana, ny fahafoizan-tena, ny faharetana ary ny hery asehonareo isan'andro amin'ny fikarakarana sy fanabeazana ny zanakareo.
Mankahery manokana ireo reny miady irery, izay mitondra andraikitra maro nefa mbola mijoro amim-pahasahiana sy amim-pitiavana. Na dia sarotra aza ny lalana indraindray, dia tsarovy fa lehibe sy sarobidy ny ezaka ataonareo. Ianareo dia modely amin'ny herim-po sy faharetana.
Enga anie ity andro manokana ity hitondra fifaliana, fiadanam-po, fahasalamana ary fitahiana ho anareo rehetra.
Ho ela velona anie ny Reny rehetra! 💐❤️
"Ny fitiavan-dreny no hery mangina mampandroso izao tontolo izao."

Sakafo Malagasy Manana menu azo isafidianana tsara izahay0381509676
28/05/2026

Sakafo Malagasy
Manana menu azo isafidianana tsara izahay
0381509676

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo Malagasy SM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category