08/09/2026
🎂✨ Ny tsiro mamy no manome fahatsiarovana tsy hay hadinoina ! ✨🎂
Fankalazana manokana ve no ho avy ? 🥳
Avelao izahay hanamboatra gâteau anniversaire kanto, matsiro ary natao manokana ho anao 😍🍰
🌹 Haingo miavaka
🍰 Tsiro mahafinaritra
💝 Vita amin'ny fitiavana sy fahamatorana
Na anniversaire, fête, na fotoana sarobidy hafa… vonona izahay hanome ilay gâteau nofinofinao ❤️
📲 Commande : 0349001975
🚚 Livraison partout possible
💫 Mi-Ckali Traiteur — Ny mamy mameno ny hafalianao 🎂🥰