07/06/2026
Ny Tinah Gout dia manana sakafo tsiro miavaka, sady @ vidiny mirary, alefaso
mialoha komandinao dia antsoy
laharana 0327270528 na mandefa MP.
Misy ny tsiro laqué misy koa
karazana sakafo hafa ireo
hitanao @ sary ireo. Manao livraison
- Ribs laqués
-Ailes de poulets laqués
- Échine de porc laqué
- cuisse de poulet laqué
- Poulet laqué