La mini-ferme de Tana

La mini-ferme de Tana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from La mini-ferme de Tana, Farm, Antsobolo terminus 147bis, Antananarivo.

❌❌Vakina tsara hatramin'ny farany ❌❌Alefa indray ireto fa misy Ilana vola. Mpiompy fa tsy mpivarokena no ilaina. Izay vo...
10/09/2025

❌❌Vakina tsara hatramin'ny farany ❌❌
Alefa indray ireto fa misy Ilana vola. Mpiompy fa tsy mpivarokena no ilaina. Izay vonona hanamboatra nô tena mety.

1️⃣Zanany 4,5 mois eo ho eo race piétrain (reniny photo 4) sy galopant fotsy (rainy). 7 isa. 4e portée. 2.500.000ar
2️⃣Zanany 3,5 mois (reniny middle white, rainy piétrain) 7 isa. 5e portée. 2.000.000ar
3️⃣Zanany 2 mois (reniny piétrain fotsy, rainy large white) 6 isa. 1ère portée. 1.200.000ar
4️⃣Reniny (inefatra nitondra) amle bé taolana. 1.200.000ar

Salama tsara daholo n'y biby. Tsara kokoa alefa mitambatra (arak'ilay photo tsirairay). Olona mbola hiompy fa tsy kisoa matavy ireo.

Prix efa tena mora 😀
Lieu: Antsobolo Ambatomaro
Tel: 0348191930/0333020379

Race kopatsofina 🐷 ity vavy iray ity ihany no alefa 4,5 mois izy izao✅traitement rehetra ok 👌🏻 daholo✅rainy sy ny reniny...
23/10/2024

Race kopatsofina 🐷 ity vavy iray ity ihany no alefa 4,5 mois izy izao

✅traitement rehetra ok 👌🏻 daholo
✅rainy sy ny reniny race vaventy daholo (ao ambany ao ny sariny rainy sy ny reniny)

Prix: 450000ar monja 👌🏻

Natao ho an'ireo mitady kisoa vavy ho atao fondation indray ity tolotra ity 😊➡Vavy pietrain tsara vatana 😍, lava, salama...
23/10/2024

Natao ho an'ireo mitady kisoa vavy ho atao fondation indray ity tolotra ity 😊

➡Vavy pietrain tsara vatana 😍, lava, salama tsara, 9 volana izy izao 14 nonony assurée maro anaka 🐷✅

Toerana Antsobolo akaikin'ny Ecar
Vidiny natao mirary mihoatra ny hatsarany ➡ 1.000.000ar monja
☎034 99 807 47

Ho an-le mitady 4 mois race galopant indray ireto 😁         ✅5 vavy, 1 lahy (efa vositra) ireo race Galopant ny rainy, L...
03/10/2024

Ho an-le mitady 4 mois race galopant indray ireto 😁

✅5 vavy, 1 lahy (efa vositra) ireo race Galopant ny rainy, Land race ny reniny
✅Traitement Ok kisoa salama tsara ireo

Prix tena mora : 12 millions 250 na 2 500 000ar izy rehetra (4 hetsy monja izany ny iray 🙏🏻)

Tongava mitsidika. Omena cadeau livraison gratuite (à condition tsy alavitra loatra) izay haka azy ireo

☎0349980747

Ity iray ity sisa dispo amle kisoa 2,5 mois o 🐷Prix cadeau be io 250000ar ( efa 10kg io) monja dia izay tonga voalohany ...
03/10/2024

Ity iray ity sisa dispo amle kisoa 2,5 mois o 🐷

Prix cadeau be io 250000ar ( efa 10kg io) monja dia izay tonga voalohany 😊

Afaka tsidihana, afaka livrenay ihany koa

☎0349980747

✅Race pietrain troisième portée ireo 2 mois latsaka herinandro efa vita fer, vitamine ary kankana        ✅Efa ireo ny sa...
04/09/2024

✅Race pietrain troisième portée ireo 2 mois latsaka herinandro efa vita fer, vitamine ary kankana
✅Efa ireo ny sary mampiseho ny hatsarany amle mavesa-danja

❌Afaka omena anao daholo izy enina dia hifanarahana ny prix❌

🔶Toerana : Antsobolo Ambatomaro
♦Prix entre 200000ar et 250000ar (misy roa kelikely tsaikany tsy anatiny)
☎:0349980747

03/09/2024

Address

Antsobolo Terminus 147bis
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La mini-ferme de Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share