Mini ferme d'Ambatomaro

Mini ferme d'Ambatomaro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mini ferme d'Ambatomaro, Farm, Antsobolo terminus 147bis, Antananarivo.

Mba omeo anarany any ❗Fampanarahana voalohany nataony ity. Miandry n'y vokatra isikaAntsobolo Ambatomaro no misy anay ho...
19/07/2026

Mba omeo anarany any ❗
Fampanarahana voalohany nataony ity. Miandry n'y vokatra isika

Antsobolo Ambatomaro no misy anay ho an'izay liana
📞037 20 714 57

Efa miasa izy ho an'izay te hampanaraka sy haka taranaka aminy❗Race : piétrain marron bé làmosina bé Toerana : Antsobolo...
17/07/2026

Efa miasa izy ho an'izay te hampanaraka sy haka taranaka aminy

❗Race : piétrain marron bé làmosina bé

Toerana : Antsobolo Ambatomaro
📞037 20 714 57

❗NB: Mbola tsy mdeplace aloh hatreto

🐷 Kisoa vavy vatony 🐷 ✔️Bé sofina tsy bory Vava fa moyenne✔️Bé làmosina✔️Race croisement pietrain marron sy large whiteT...
16/07/2026

🐷 Kisoa vavy vatony 🐷
✔️Bé sofina tsy bory Vava fa moyenne
✔️Bé làmosina
✔️Race croisement pietrain marron sy large white

Tsara traitement ✅ poids 40kg
Prix mora ra oharina am hatsarany

Afaka miantso avy hatrany 037 20 714 57
Lieu : Ambatomaro

Address

Antsobolo Terminus 147bis
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mini ferme d'Ambatomaro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share