Vani' cake

Vani' cake Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vani' cake, Dessert Shop, Antananarivo.

Miarahaba an'i Elior Kely nahazo fahasoavana! !😍😍Gâteau tout chocolat thème blanc doré no safidiny! Mankasitraka bdb o! ...
12/01/2026

Miarahaba an'i Elior Kely nahazo fahasoavana! !😍😍
Gâteau tout chocolat thème blanc doré no safidiny!
Mankasitraka bdb o! !😘

Misaotra be dia be an'ity cliente mahafatrapo tsy mety leo aretin'aty ity hatrany izahay! !😘😘😘😘 Mihinàna finaritra ooo! ...
09/01/2026

Misaotra be dia be an'ity cliente mahafatrapo tsy mety leo aretin'aty ity hatrany izahay! !😘😘😘😘 Mihinàna finaritra ooo! Et encore bonne année à toute sa famille 😘😘

MBA aodikodina ko izy ndraindray! 😁😁
07/01/2026

MBA aodikodina ko izy ndraindray! 😁😁

1ere commande de l'année ! Tonga dia amle miantso aretin'aty be! 🤤🤤Gâteau tout Chocolat 🍫 🍫 Mankasitraka ooo! 😍😍
07/01/2026

1ere commande de l'année ! Tonga dia amle miantso aretin'aty be! 🤤🤤
Gâteau tout Chocolat 🍫 🍫
Mankasitraka ooo! 😍😍

07/01/2026
Ny Vani'cake dia faly miarahaba antsika rehetra tratra izao taom-baovao izao indray! Ho taona feno fahombiazana hatrany ...
04/01/2026

Ny Vani'cake dia faly miarahaba antsika rehetra tratra izao taom-baovao izao indray!
Ho taona feno fahombiazana hatrany anie ity 2026 ity! !
Efa misokatra indray ny fandraisana commande gâteau ho an'ireo hizara mamikely ho an'ny ankohonana!
Afaka miditra mp avy hatrany ary e! !

Gâteau aux fruits et crème diplomate! !! Insert abricot 🍑🍑Mirary soa ho an'ny tompony! Fiainana feno masoandro mibaliaka...
19/12/2025

Gâteau aux fruits et crème diplomate! !! Insert abricot 🍑🍑
Mirary soa ho an'ny tompony! Fiainana feno masoandro mibaliaka hatrany 🌞🌞

Gâteau tout chocolat 🤤🤤🍫 🍫Merci pour la commande 👍👍☺️
17/12/2025

Gâteau tout chocolat 🤤🤤🍫 🍫
Merci pour la commande 👍👍☺️

Un grand gâteau au chocolat à l'occasion de l'anniversaire de notre papa!! !Miammmm! !🥳🥳🥳
13/12/2025

Un grand gâteau au chocolat à l'occasion de l'anniversaire de notre papa!! !
Miammmm! !🥳🥳🥳

Asa mamikely tam'week end! Mirary tokatrano sambatra oo!
02/12/2025

Asa mamikely tam'week end! Mirary tokatrano sambatra oo!

Misondrota am'ambony indrindra o! !!
27/11/2025

Misondrota am'ambony indrindra o! !!

Misaotra betsaka tam'fahatokisana dia mirary soa hatrany o! 😘😘
26/11/2025

Misaotra betsaka tam'fahatokisana dia mirary soa hatrany o! 😘😘

Address

Antananarivo

Telephone

+261347442265

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vani' cake posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category