M&G Ferme

M&G Ferme Izay mombany fiompiana rehetra🐷🐱🐇🐖🦢🐣🐤🐟

Mikatsaka mandrakariva Ny tsara indrindra hoanao💎

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra❤️
05/04/2026

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra❤️

🥳Vokatra voalohany 2026🥰😍😍Rehefa tsy nalainareo izy dia teraka 9 tato omaly 🌺4lahy 5 vavy,tena mahery rà Ilay large whit...
23/02/2026

🥳Vokatra voalohany 2026🥰😍😍
Rehefa tsy nalainareo izy dia teraka 9 tato omaly

🌺4lahy 5 vavy,tena mahery rà Ilay large white fa tsisy nanahaka andreniny

Tsy ela koa ny vokatra manaraka fa ankinina aminy ao ambony foana
Mirary taona feno fifaliana hoantsika rehetra 💐

Salama e👋Elaela Kely tsy teto fa manomana Zavatra tsara bé ho anareo foanaHoanareo izay nitady Ary ity indray misy👉Bevoh...
20/12/2025

Salama e👋
Elaela Kely tsy teto fa manomana Zavatra tsara bé ho anareo foana
Hoanareo izay nitady Ary ity indray misy
👉Bevohoka 1mois et demi ,vao mitondra voalohany ,io goliath bé io ny vadiny sy ny date nampanarahana azy
kisoa Salama tsara,
1600000ar
mp na 0388404900
Ambohimalaza Anjeva

Salama e👋👋💎Iza avy moa Ilay mitady hanaovana fondation???🍀Ireto indray Ary no dispo fa araraoty,Sady amlay lava no avo t...
19/09/2025

Salama e👋👋
💎Iza avy moa Ilay mitady hanaovana fondation???
🍀Ireto indray Ary no dispo fa araraoty,Sady amlay lava no avo tsara
👉3 vavy findra fahitra
👉2ème porté amlay Maro anaka tsara 👌
👉3 mois et demi
👉Manaraka traitement tsara✅
👉500000ar ny 1
👉sary 5,6ny Ray sy Reniny
👉toerana Ambohimalaza Anjeva
🔴Omena réduction hatrany izay hanambatra😉
☎️0388404900

Salama daholo o👋👋Manao ahoana ny fiompiana ao😊Tsy  misokatra ny mp zareo fa raha misy ilaina dia tsy miova ny numéro aza...
04/09/2025

Salama daholo o👋👋
Manao ahoana ny fiompiana ao😊
Tsy misokatra ny mp zareo fa raha misy ilaina dia tsy miova ny numéro azahoana anay a😉
Hoavy tsy ho ela eto ny vokatra manaraka fa mihomana daholo a😘
(sary mahafatifaty Kely tany hoany♥️)

02/08/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Jjer Max, Andriamorahajaniaina Rabarison, José RAndria, Landrino Zico, Sah Fidy SN, Mitsiky Farm

Kopatanana Kely hoanlay mpivady mahafinaritra bé naka azy ireto👋👋Lasa izy mianakavy Kely ireto🥰
25/07/2025

Kopatanana Kely hoanlay mpivady mahafinaritra bé naka azy ireto👋👋
Lasa izy mianakavy Kely ireto🥰

👋👋Dispo ireto hoanzay mitady anaovana fondation na hanatavy koa Ary🔴05 isa Vavy daholo🔴2ème porté 🔴2 mois, traitement ✅🔴...
23/07/2025

👋👋Dispo ireto hoanzay mitady anaovana fondation na hanatavy koa Ary
🔴05 isa Vavy daholo
🔴2ème porté
🔴2 mois, traitement ✅
🔴Ambohimalaza Anjeva
mp na 0388404900

💎Nanome 09 izay Botaaakoely🤩Mbola miandriandry fa Mbola tsy nivoaka ny tavoniny🐷04 lahy ,05 vavy❌Mbola misy zanakisoa al...
10/07/2025

💎Nanome 09 izay Botaaakoely🤩
Mbola miandriandry fa Mbola tsy nivoaka ny tavoniny
🐷04 lahy ,05 vavy
❌Mbola misy zanakisoa aloha ato hoanzay mitady e

Miandriandry  vokatra🐷🐖 Botakely 🥰
08/07/2025

Miandriandry vokatra🐷🐖
Botakely 🥰

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M&G Ferme posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category