Anti-Tabac

Anti-Tabac Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Anti-Tabac, Grocers, Antananarivo.

Mampijaly ny aretim-bavony.😖Misy ny olona tsy dia miraraha azy io ilay rehefa somary mbola tsy grave ilay izy.Kanefa dia...
15/11/2024

Mampijaly ny aretim-bavony.😖

Misy ny olona tsy dia miraraha azy io ilay rehefa somary mbola tsy grave ilay izy.Kanefa dia mety ho zava-doza ny vokany raha toa ka tsy voatsabo.

🔴Vavony maratra,misy rivotra,malaina misakafo,...fa ilay maratra izy ilay tena efa grave.
Dia aleo tsaboina dieny mbola tsy tonga amin'izay indrindra ho an'ireo mpisotro toaka...

Fanafody natoraly 100%🌿. Hitsaboana ny vavony.fotoana fohy io dia sitrana.

Vidiny:10.000ar ny 50g.

Miditra mp ary raha toa ka mila fanazavana fanampiny ianao na miantsoa ny laharanay:

032 36 864 54
038 08 177 81

Mirary fahasalamana ho an'ny rehetra.😊🙏
😊😊😊

Mba ho fahasalamana ho anao sy ho an'ny hafa.Mba ho fampihenana ny vola mivoaka ampaosy,AOKA IZAY🚭Ekeko hoe tena sarotra...
21/10/2024

Mba ho fahasalamana ho anao sy ho an'ny hafa.Mba ho fampihenana ny vola mivoaka ampaosy,AOKA IZAY🚭

Ekeko hoe tena sarotra.
Na izaho koa aza efa nifoaka taloha,afaka kely tsy ampy iray volana dia miverina indray.Kanefa izao aho afaka tanteraka efa tsy mifoka intsony na iray aza.

Vokatra 100% natoraly no ampiasaina.Ary afaka manala anao amin'ireo fahazaran-dratsy rehetra toy ny sigara, toaka, paraky...maro ihany koa ny voka-tsoa azo avy aminy fa aza mihafahafa mandefa mp amiko fa vonona hamaly anao aho😊

Vidiny:15.000ar

Laharana : 038 08 177 81 , 032 36 864 54

Manao livraison, mandefa amin'ny faritra rehetra😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anti-Tabac posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category