Menuiserie TELSI

Menuiserie TELSI Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Menuiserie TELSI, Grocers, Manakambahiny, Antananarivo.

Tongava ao amin'ny MP Ary Raha hanao commande an
04/02/2026

Tongava ao amin'ny MP Ary Raha hanao commande an

04/02/2026
Tongava Ary ao amin'ny MP Raha hanao commande an
04/02/2026

Tongava Ary ao amin'ny MP Raha hanao commande an

Bonjour daholo o!Manao n'y asa rehetra momba n'y hazo hatrany izahay a, toy izao n'y TARIF Ary:       # Varavarana VARON...
23/11/2025

Bonjour daholo o!
Manao n'y asa rehetra momba n'y hazo hatrany izahay a, toy izao n'y TARIF Ary:
# Varavarana VARONGO: 600 000ar avec chambral (90 sur 2m)
# Varavarana palissandre: 900 000ar avec chambral (90 sur 2m)
# PARKEX PALISSANDRE: 85 000ar/m2 posé poncé
# PARKEX HAZO ALA: 60 000ar/m2 posé poncé
# TOHATRA, PLAFOND sns
# Afaka manao MEUBLE CUISINE SUR MESURE ihany koa izahay

Koa aza misalasala Ary Raha misy mahaliana anao dia afaka Tonga dia miantso avy hatrany amin'ny laharana:
033 14 959 40 n'a miditra amin'ny hafatra miafina

Bonjour daholo o!Efa akaiky izao n'y fêty an, ndao indray Ary asintsika PROMOTION ho anareo mpanjifa e, toy izao Ary n'y...
09/11/2025

Bonjour daholo o!
Efa akaiky izao n'y fêty an, ndao indray Ary asintsika PROMOTION ho anareo mpanjifa e, toy izao Ary n'y tarif:
# Varavarana VARONGO: 600 000ar avec chambral (90 sur 2m)
# Varavarana palissandre: 900 000ar avec chambral (90 sur 2m)
# PARKEX PALISSANDRE: 85 000ar/m2 posé poncé
# PARKEX HAZO ALA: 60 000ar/m2 posé poncé
# Afaka manao MEUBLE CUISINE SUR MESURE ihany koa izay Ary TOHATRA ihany koa

Koa aza misalasala Ary Raha misy mahaliana anao dia afaka Tonga dia miantso avy hatrany amin'ny laharana:
033 14 959 40 n'a miditra amin'ny hafatra miafina

Salama daholo eh Tonga indray ny arrivage n'a PARKEX palissandre Zay am vidiny tsy miova ra posé ponçé de 90 000ar M2 ma...
01/06/2025

Salama daholo eh
Tonga indray ny arrivage n'a PARKEX palissandre Zay am vidiny tsy miova ra posé ponçé de 90 000ar M2 mandray vita, raha PARKEX fotsiny de 70 000ar M2
Raha Mila fanazavana fanampiny Dia afaka miantso ny laharana 0331495940 n'a miditra mp avy hatrany

Salama daholo ePROMOTION PARKEX PALISSANDRE amzao janvier izao e-90 000ar n'y m2 posé ponçé-70 000ar raha raviny fotsiny...
25/01/2025

Salama daholo e
PROMOTION PARKEX PALISSANDRE amzao janvier izao e
-90 000ar n'y m2 posé ponçé
-70 000ar raha raviny fotsiny (sans pose)
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso n'y laharana 033 14 959 40 na miditra amin'ny hafatra miafina n'a mp

Address

Manakambahiny
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menuiserie TELSI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category