Vokatry Ny Tany

Vokatry Ny Tany 🍓 Confitures 100% bio! Fait à partir de fruits frais de Madagascar

🇲🇬 Tongasoa eto amin'ny tontolo feno tsiro voankazo 🍓✨Ao amin'ny Vokatry ny Tany, ny tsirairay amin'ireo kaonfitira dia ...
06/10/2025

🇲🇬 Tongasoa eto amin'ny tontolo feno tsiro voankazo 🍓✨

Ao amin'ny Vokatry ny Tany, ny tsirairay amin'ireo kaonfitira dia vita am-pitiavana avy amin'ny voankazo malagasy tena izy, nofantenana tsara noho ny hatsaran'ny tsirony sy ny hamamiany.

Tanjonay ny hanolotra vokatra tena izy, matsiro, ara-pahasalamana, ary maneho ny harena voajanaharin’i Madagasikara.

Araho hatrany ny pejy ahitana ireo hanitra rehetra atolotray ! 🌿

🇫🇷 Bienvenue dans notre univers fruité 🍓✨

Chez Vokatry ny Tany, chaque pot de confiture est préparé avec amour à partir de fruits 100% malgaches, choisis pour leur qualité et leur fraîcheur.

Notre objectif est simple : offrir des confitures authentiques, savoureuses et fidèles aux richesses naturelles de Madagascar.

N'hésitez pas à suivre la page pour découvrir nos différents pots gourmands!
Goûtez la différence, goûtez la nature — un pot à la fois 💛

Address

Ambatomaro
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokatry Ny Tany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category