23/06/2026
INONA NY MAHASAMIHAFA NY LONG CAKE SY RECTANGULAR CAKE ? 🟫🤔🎂 Photo réel daholo an
Ireo amin'ny sary ireo
- photo 1 et 2 long cake
- Photo 3 et 4 rectangular cake
Misy kosa anefa ny long cake style iva ny hauteur fa tsy avo otranio
Passez vos commande 2 jours à l'avance avec acompte 50% 💵
📍Machu Picchu Antsakaviro en face de Féline Beauty
☎️ 038 13 351 47