Superette Ampefiloha

Superette Ampefiloha 🥘Superette vous offre le meilleur des snacks et plats au alentour d'Ampefiloha ✨

🔥 🔥'Ndao indray hiaraka aminay 😊👉  manomboka amin'ny 02 ora tolakandro 🕑 ☎️0340674856
04/08/2026

🔥 🔥
'Ndao indray hiaraka aminay 😊

👉 manomboka amin'ny 02 ora tolakandro 🕑

☎️0340674856


🔥Fiainana misakafo ranoray fotsiny🍽️👉Raha mbola tsy nahita toerana azo antoka hisakafoanana ianao🍴dia manasa anao  izaha...
03/08/2026

🔥Fiainana misakafo ranoray fotsiny🍽️

👉Raha mbola tsy nahita toerana azo antoka hisakafoanana ianao🍴dia manasa anao izahay ho tonga ato fa ho afam_po tanteraka ianao🍲🥗🌮🍕

☎️0340674856


Revy hafa mihintsy ity😊👉  🎤🎸Afaka mihira izay hira tinao hiraina ianao🎵🎶☎️0340674856
29/07/2026

Revy hafa mihintsy ity😊

👉 🎤🎸
Afaka mihira izay hira tinao hiraina ianao🎵🎶

☎️0340674856



🔥Toerana mamikely 🥰 ✅Afaka hitondranao olona maromaro 👫👬👭 👉na hisakafo ianareo🍽️👉na hanao "réunion" entre famille 👫👯 col...
28/07/2026

🔥Toerana mamikely 🥰

✅Afaka hitondranao olona maromaro 👫👬👭
👉na hisakafo ianareo🍽️
👉na hanao "réunion" entre famille 👫👯 collègues👩‍🎓👩‍🔬

➡️Efa vonona sahady izahay handray anareo 😍 am-pitiavana bé❤️❤️❤️

☎️0340674856



📢 'Ndao raha hanalazy hiaraka aminay ny 23 sy 24 izao😘👉  sady misakafo 🍟🍕🌮🥗🍲 no misotrosotro 🥂🍻 no mihira 🎤☎️0340674856 ...
22/07/2026

📢 'Ndao raha hanalazy hiaraka aminay ny 23 sy 24 izao😘

👉 sady misakafo 🍟🍕🌮🥗🍲 no misotrosotro 🥂🍻 no mihira 🎤

☎️0340674856



Aza mandeha lavitra intsony rehefa hisakafo atoandro 🍛🍝✅Ety Ampefiloha dia efa mahita toerana mifanaraka amin'izany iana...
17/07/2026

Aza mandeha lavitra intsony rehefa hisakafo atoandro 🍛🍝

✅Ety Ampefiloha dia efa mahita toerana mifanaraka amin'izany ianao🏠

👉plat du jour à partir 8000ar 😊

☎️0340674856


🍜  😋✅ seulement à 15000ar👉avec🐖 ou sans porc☎️0340674856    🍜
09/07/2026

🍜 😋

✅ seulement à 15000ar
👉avec🐖 ou sans porc

☎️0340674856



🍜

Ndao ndray e🎤
30/06/2026

Ndao ndray e🎤

29/06/2026

Manana toerana tsarakely🏩 salles et izahay 🥰
✔️Toerana afaka hanaovana fivoriana na fiarahana miaraka amin'ny fianankaviana🙄🧑‍🤝‍🧑👭👬👫
✔️Toerana afaka hanaovana fety ihany koa 💃🕺
✔️ conso obligatoire : 200000ar ( sakafo🥘🍝🍛🍲🥗🌮🍕🍟 na zava-pisotro🍻🥂🍾🍸🍹)

infoline:0340674856


Address

Ampefiloha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Superette Ampefiloha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category