Biscuit SANDO

Biscuit  SANDO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Biscuit SANDO, Food service distributor, Antananarivo.

"Biscuit  Sando "👉Choco 🤎 , Vanille  💙,coco💚👉Goût  sy qualité  amlay mazaka fête .......👉Une boite  de 24 pièce seulemen...
08/05/2025

"Biscuit Sando "

👉Choco 🤎 , Vanille 💙,coco💚

👉Goût sy qualité amlay mazaka fête .......

👉Une boite de 24 pièce seulement 50.000Ar ( prix tsisy Mpanana 😛)

👉 un carton de 6 boîte........DM 🤗

✅️Livraison gratuite à partir de 3 boîte.

Coucou  👋  ‼️‼️Iza avy ilay niaina  teto  antany hono nefa mbola tsy ninana ilay gaufrette    tena izy@ lay mazaka fety ...
07/04/2025

Coucou 👋
‼️‼️Iza avy ilay niaina teto antany hono nefa mbola tsy ninana ilay gaufrette tena izy@ lay mazaka fety mintsy 🤎💙💚 !

50.000ar ny boite (prix tsisy mpanana)
mandefa piece ihany koa,
manao livraison 💚.

Coucou✋️  Iza avy ilay nitady  Coco 🥥 sy Vanille💙 mbola tsy nahazo Tato Efa Misy  daholy izy ato fa araraoty aingana 💚💙 ...
13/03/2025

Coucou✋️ Iza avy ilay nitady Coco 🥥 sy Vanille💙 mbola tsy nahazo Tato
Efa Misy daholy izy ato fa araraoty aingana 💚💙
# Gros 💯.

LE-MOND🍋 10 piece  ny paquet 1  Mp avy hatrany oooooRecuperation  Analakely Livraison   🇲🇬
27/02/2025

LE-MOND🍋
10 piece ny paquet 1
Mp avy hatrany ooooo
Recuperation Analakely
Livraison 🇲🇬

Coucou  daholo indray   oooo🖐Ato foana zahay aaaa  🥰Inona ilay tena tinareo indrindra  ny tsirony ? Vanille 💙Choco 🍫 🤎Co...
26/02/2025

Coucou daholo indray oooo🖐
Ato foana zahay aaaa 🥰

Inona ilay tena tinareo indrindra ny tsirony ?
Vanille 💙
Choco 🍫 🤎
Coco 🥥 💚
Nenay mianakavy ilay choco foana aaa
Alefaso aza ny commande e
Maka + 3 boite dia ataontsika gratuit indray livraison .

Mbola misy foana ny biscuit antsika  #  mampazoto homana be ❤.   -   tonga lafatra keli❤️    tena miavaka ❤️❤️❤️
09/01/2025

Mbola misy foana ny biscuit antsika
# mampazoto homana be ❤.
- tonga lafatra keli❤️
tena miavaka ❤️❤️❤️

Mitohy hatrany ny tolotra " livraison  gratuite " hatraminy faran'ny taona
24/12/2024

Mitohy hatrany ny tolotra " livraison gratuite " hatraminy faran'ny taona

Biscuit  SANDO O  -Gaufrette  chocolat  matsiro be mintsy  sady Ara- pahasalamanaRaha misy liana hanao revendeur  na dis...
05/12/2024

Biscuit SANDO O
-Gaufrette chocolat matsiro be mintsy sady Ara- pahasalamana
Raha misy liana hanao revendeur na distributeur dia afaka miditra mp avy hatrany.
Mandefa detail ihany koa

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Biscuit SANDO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share