13/08/2025
Elaela izay
Manana entana ho entina ve ianao .
Izaho dia Chauffeur( Citroën C15) ,afaka mitondra ny entanao: na fanaka,na biby fiompy ,na b***e friperie ,na inona na inona...
Tsy mifidy entana e 🤗
Afaka manatitra sy mandefa ny entanareo any @ faritra ihany koa .
Toerana eto Mahazo Ankadindramamy .
Afaka manantona anao.
Contact : 0389679677 / 0330895959