K'LY KALY by Miah

K'LY KALY by Miah Goรปt unique et original pour vos papilles ๐Ÿฅ—๐Ÿฒ๐ŸŒฎ๐Ÿ›๐Ÿœ๐Ÿ

Ela ela zay ry zareo!Misy zava-baovao ho antsika tyPrix:24000armp commande ou 0347808755
25/10/2025

Ela ela zay ry zareo!
Misy zava-baovao ho antsika ty
Prix:24000ar
mp commande ou 0347808755

27/07/2025
Zaraiko aminareo fa tena tsara kosa aloha ilay vary amin'anana miaraka amin'ny kitoza manatody
19/07/2025

Zaraiko aminareo fa tena tsara kosa aloha ilay vary amin'anana miaraka amin'ny kitoza manatody

Hello fianakaviana ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Hitako ity pub ity de hoy aho hoe manina mo raha zaraiko
Eo Ambodivona eo misy azy rehefa mandalo n'a manatitra colis eny zahay de tsy maintsy mivily eo aloha mihinana๐Ÿ›๐Ÿ›
Ilay mpivarotra tena mafinaritra ๐Ÿฅฐ tam voalohany za tena gaga amin'ireo anarana omeny ny sakafo ๐Ÿ‘‰Kitoza manatody de asina tosika fameno ono , any ka lasa kitoza manatidy no hiantsoko azy
Iza no efa nihinana teo?Raha mbola tsy nihinana indray de andramo zareo๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

Inona ary io izay mahalala ๐ŸฅฐNareo ve tia manao sakafo sucrรฉ salรฉ  de tantely sa siramamy no fampiasanareo?Fa mandray com...
17/07/2025

Inona ary io izay mahalala ๐Ÿฅฐ
Nareo ve tia manao sakafo sucrรฉ salรฉ de tantely sa siramamy no fampiasanareo?
Fa mandray commande Tantely hatrany izahay

Coucou tia sakafo rehetra ๐ŸฅฐAmin'izao aleo mihinana sakafo ara-pahasalamana hatrany tohin'ny voankazo ,lรฉgume ๐Ÿˆ๐Ÿ‰๐ŸŠ๐Ÿฅฆ๐Ÿฅฌ๐Ÿฅ’๐Ÿ‡๐Ÿซ๐Ÿ๐Ÿฅ•๐Ÿฅ”
24/06/2025

Coucou tia sakafo rehetra ๐Ÿฅฐ
Amin'izao aleo mihinana sakafo ara-pahasalamana hatrany tohin'ny voankazo ,lรฉgume ๐Ÿˆ๐Ÿ‰๐ŸŠ๐Ÿฅฆ๐Ÿฅฌ๐Ÿฅ’๐Ÿ‡๐Ÿซ๐Ÿ๐Ÿฅ•๐Ÿฅ”

Tonga dray ny arrivage vaovao tsika ahhhTantely pur20000ar/1L
24/06/2025

Tonga dray ny arrivage vaovao tsika ahhh

Tantely pur

20000ar/1L

Entrรฉ Tsotsotra ๐Ÿ˜
09/06/2025

Entrรฉ Tsotsotra ๐Ÿ˜

Tsy sasatra ny mitady zava-baovao ho anareo mpanaraka ny pejy izahay โ˜บ๏ธTy dray ary ny aroso anareo anioMiel milles fleur...
07/06/2025

Tsy sasatra ny mitady zava-baovao ho anareo mpanaraka ny pejy izahay โ˜บ๏ธ

Ty dray ary ny aroso anareo anio

Miel milles fleurs
Miel de niaouli

Vidiny tsy miova fa 20000ar/1L

Commande en mp

Bonjour misaotra ilay clients ray izay โค๏ธ nanao commande  tato aminay . Mandray commande foana izahay ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ˜๐Ÿ˜1 jour avant n...
06/06/2025

Bonjour misaotra ilay clients ray izay โค๏ธ nanao commande tato aminay . Mandray commande foana izahay ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ˜๐Ÿ˜
1 jour avant ny commande ๐Ÿ˜

Ho anareo le sahirana tsy akafa mividy sakafo atoandro iny aza misalala manao commande ato aminay ๐Ÿ™
05/06/2025

Ho anareo le sahirana tsy akafa mividy sakafo atoandro iny aza misalala manao commande ato aminay ๐Ÿ™

Ty dray ary ny zava-baovao ho anareo mpanaraka ny pejy ehh ๐Ÿ˜ŠMiel de baobab izay natao @ vidiny mirary hatrany1L ร  20.000...
03/06/2025

Ty dray ary ny zava-baovao ho anareo mpanaraka ny pejy ehh ๐Ÿ˜Š

Miel de baobab izay natao @ vidiny mirary hatrany

1L ร  20.000ar fotsiny

Commande en mp

Mirary volana vaovao mafinaritra ho anareo rehetra arao tsy tapaka ny page fa misy zavatra vaovao ho atolotray ho anareo...
02/06/2025

Mirary volana vaovao mafinaritra ho anareo rehetra arao tsy tapaka ny page fa misy zavatra vaovao ho atolotray ho anareo foana ato .mirary soa ๐Ÿ™

Address

Ambohipo
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when K'LY KALY by Miah posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share