29/12/2024
Tsara mandry aby nama annnnn!
Te hizara bonbon kely ho anareo aho
Izay olona 10 mandefa ny sary akanjo nanaovany androany jp tato Amin’ny Mi-Zesta Online «MZO» ao amin’ ny commentaire dia andefasako credit 10.000ar avy rahampitso
*izay betsaka réaction io an ❤️
Bisous nama an