Masak'Ô

Masak'Ô Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Masak'Ô, Food service distributor, Antananarivo.

🍽🍛Niova ho akoho sauce indray ny laoka anio fa nareo tena be dongy😅na izany aza ampitiavana be fona no hikarakaranay ny ...
04/03/2025

🍽🍛Niova ho akoho sauce indray ny laoka anio fa nareo tena be dongy😅na izany aza ampitiavana be fona no hikarakaranay ny caprice kely anareo🥰

Mazotoa daholo o🍛🍽

Masaka anio🍛🍽Mazotoa homana daholo ary o😊
03/03/2025

Masaka anio🍛🍽
Mazotoa homana daholo ary o😊

Salama daholo o☺️Izany ary ny menu antsika mandritra ny semaine du 03Mars 2025😌Efa afaka mandray commande aMirary alahad...
02/03/2025

Salama daholo o☺️
Izany ary ny menu antsika mandritra ny semaine du 03Mars 2025😌
Efa afaka mandray commande a

Mirary alahady sambatra daholo dia mazotoa o🥰

MASAKA Ô🍽🍛Niova kely ho lasa ravitoto sy henakisoa indray ny laoka anio raha tokony ho anana sy hena kisoa 🥩 🍛NB : ravit...
28/02/2025

MASAKA Ô🍽🍛
Niova kely ho lasa ravitoto sy henakisoa indray ny laoka anio raha tokony ho anana sy hena kisoa 🥩 🍛

NB : ravitoton’Ambatondrazaka matsiro tsara😋

Mazotoa homana o

MANASA HOMANA O🍛🍽Laoka anio : Atiny sy aranan’akoho sy légume🍗🍛Mandray commande ho anizay mitady mpanao prestation sakaf...
27/02/2025

MANASA HOMANA O🍛🍽
Laoka anio : Atiny sy aranan’akoho sy légume🍗🍛
Mandray commande ho anizay mitady mpanao prestation sakafo😊

Manala livraison ihany koa 📦🍛🚚

Nampiatahana kely indray ianareo androany aloha e🍽🍛Natao karazany 2 ny laoka anio🍽Tsaramaso&hena 🥩 ary ihany koa Akoho n...
25/02/2025

Nampiatahana kely indray ianareo androany aloha e🍽🍛
Natao karazany 2 ny laoka anio🍽
Tsaramaso&hena 🥩 ary ihany koa Akoho nendasina 🍗
Mazotoa homana daholo 😉

MASAKA ANIO🍽🍛mazotoa ary o🍚 🐟 Mirary erinandro sambatra feno fahasalamana ho antsika rehetra ihany koa😊
24/02/2025

MASAKA ANIO🍽🍛mazotoa ary o🍚 🐟
Mirary erinandro sambatra feno fahasalamana ho antsika rehetra ihany koa😊

Menu de la semaine du 24 Février 2025🍛🍽Alefaso dieny izao ary ny commande🍽
22/02/2025

Menu de la semaine du 24 Février 2025🍛🍽
Alefaso dieny izao ary ny commande🍽

Sakafo anio🍽🍛MAZOTOA HOMANA Ô😊Livraison : + de 2 commandes 📞☎️0348538698
21/02/2025

Sakafo anio🍽🍛
MAZOTOA HOMANA Ô😊

Livraison : + de 2 commandes
📞☎️0348538698

MASAK’Ô🍽Mazotoa homana ary e🍛 Laoka : Saucisse fumée sy tsesisa🍛
20/02/2025

MASAK’Ô🍽
Mazotoa homana ary e🍛
Laoka : Saucisse fumée sy tsesisa🍛

NY ANIO🍚🍽🥩MAZOTOA HOMANA DAHOLO O🍛
19/02/2025

NY ANIO🍚🍽
🥩MAZOTOA HOMANA DAHOLO O🍛

MASAK’Ô🍛🍤 Crevettes sy haricot vert&carootte🦐🍽  ny laoka anioMazotoa homana daholo😊
18/02/2025

MASAK’Ô🍛
🍤 Crevettes sy haricot vert&carootte🦐🍽 ny laoka anio
Mazotoa homana daholo😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Masak'Ô posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share