La ferme d'Iavoloha

La ferme d'Iavoloha ventes de produits d'élevage et d'agriculture: porc, poulet, semences, engrais, matériels agricoles

Nandalo tato aminay ihany koa ra-CHEF bôgôsy 😍Tsy manambady hono izy fa VADIN'ASA fiompiana kisoa no hananany 🥂🥂🏆🏆😂😂Abon...
29/07/2026

Nandalo tato aminay ihany koa ra-CHEF bôgôsy 😍
Tsy manambady hono izy fa VADIN'ASA fiompiana kisoa no hananany 🥂🥂🏆🏆
😂😂
Abonnervo ny page ary cliquervo ny sary dia mba manaova j'adore 😍

Misy atody AKOHO GASY 😍😍 amidy ihany koa ato @ La ferme d'Iavoloha @ Pack de 6 et pack de 100342155446Manao livraison 🥂🥂...
29/07/2026

Misy atody AKOHO GASY 😍😍 amidy ihany koa ato @ La ferme d'Iavoloha
@ Pack de 6 et pack de 10
0342155446
Manao livraison 🥂🥂
Efa anaty alvéole 😎😎

Hividy kisoa hatavezina na atao fondation: inona moa no jerena voalohany!?
29/12/2025

Hividy kisoa hatavezina na atao fondation: inona moa no jerena voalohany!?

26/12/2025
Vazah beaugosse 😎😎Atao lahikisoa 🏆🏆
23/12/2025

Vazah beaugosse 😎😎
Atao lahikisoa 🏆🏆

Raha zaza dia 9 taona mbol minono foana 🤣🤣🤣Tongava manjify e 0342155446
17/10/2025

Raha zaza dia 9 taona mbol minono foana 🤣🤣🤣
Tongava manjify e 0342155446

Manamboatra zaza 🤠🤠 0342155446Mampanaraka ihany koa ny ety @ ferme d'Iavoloha🥂🥂🥂
06/10/2025

Manamboatra zaza 🤠🤠 0342155446
Mampanaraka ihany koa ny ety @ ferme d'Iavoloha
🥂🥂🥂

Mitongava manatitra rom-patsa oh 🎉🎊🥂Mama bory vava🐷Papa sada Marron be 🐗Zaza 14 toutes couleurs 🐖🐗🐷
21/08/2025

Mitongava manatitra rom-patsa oh 🎉🎊🥂
Mama bory vava🐷
Papa sada Marron be 🐗
Zaza 14 toutes couleurs 🐖🐗🐷

Vazaha b 😎😎 @ ilay tsara 😍 sad lava 🏆
30/07/2025

Vazaha b 😎😎 @ ilay tsara 😍 sad lava 🏆

Izay tsara fiomanana tsy ho tampohin'ny loza 🥰🥰Vaksiny fanefitry ny ramoletaka 💪💪
17/07/2025

Izay tsara fiomanana tsy ho tampohin'ny loza 🥰🥰
Vaksiny fanefitry ny ramoletaka 💪💪

Address

Iavoloha Anjomakely
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La ferme d'Iavoloha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category