Tsotra Kely

Tsotra Kely Modèles de blousons personnalisés et satisfaction client au cœur de notre engagement.🪡🧥

Uniquement sur commande📩
Livraison partout🚴🏻

Miarahaba eh ❤️Blouson en cuir pour homme , couleur marron . Sady mihaja kely hoantsika lehilahy somary tia zavatra clas...
16/08/2026

Miarahaba eh ❤️

Blouson en cuir pour homme , couleur marron . Sady mihaja kely hoantsika lehilahy somary tia zavatra class 😁

Tsotra Kely ,tongava manao commande eh 🛒 aza misalasala mihintsy tonga ao amin'ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87

Mankasitraka sahady dia mirary alahady mafinaritra antsika rehetra 🥰




Bonsoir daholo oh 🥰Modèle vaovao ihany no hatolotray anareo eh ❤️Sur commande foana ny anay an 🛒Tsotra Kely , aza misala...
15/08/2026

Bonsoir daholo oh 🥰

Modèle vaovao ihany no hatolotray anareo eh ❤️

Sur commande foana ny anay an 🛒

Tsotra Kely , aza misalasala mihintsy mandefa hafatra miafina raha hanao commande ianao na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87

Disponible taille et couleur ihany koa anh 😉




Bonsoir oh 🥰Modèle blouson cuir vaovao sady mihaja kely hoantsika lehilahy Tsotra Kely , Alefaso indray aza ny commande ...
13/08/2026

Bonsoir oh 🥰

Modèle blouson cuir vaovao sady mihaja kely hoantsika lehilahy

Tsotra Kely , Alefaso indray aza ny commande eh 🛒mandefasa hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 / 038 58 403 87

Oui , veritable cuir ary disponible couleur sy taille ihany ko anh ❤️




Salama harivariva eh 🤩Maro be ianareo manontany photo réelle amin'ity blouson malaza be vaovao ity dia indro ary omenay ...
08/08/2026

Salama harivariva eh 🤩

Maro be ianareo manontany photo réelle amin'ity blouson malaza be vaovao ity dia indro ary omenay anareo ny modèle photo anay 😂

Dispo sur commande foana ny anay anh 🛒 ka aza tara ary manao commande.

Oui misy taille sy couleur rehetra sady manao sur mesure ihany koa ❤️ (arakaraka ny taille ny prix)

Raha anao commande ianao dia Tsotra Kely . Tongava ao amin'ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 50 403 87

Raha ohatra ka tsy mety aminao Ilay model dia afaka mipropose modèle ihany koa ianareo

Mankasitraka sahady dia jifao ny vita Malagasy eh 🥰




Yeah 🥳Hoantsika mitondra moto nefa tsy te hizatra be amin'ilay mainty foana 🤩Hoantsika lehilahy indray ity eh ... Dispo ...
07/08/2026

Yeah 🥳

Hoantsika mitondra moto nefa tsy te hizatra be amin'ilay mainty foana 🤩

Hoantsika lehilahy indray ity eh ... Dispo sur commande foana anh 🛒 aza misalasala mihintsy ianareo mandefa hafatra miafina raha vonona anao commande

‼️ Tena ohatran'io mihintsy rehefa vita

👉🏽 Misy Protection
👉🏽Cuir ny lamba
👉🏽Mafana tsara

Tsotra Kely fanaovana commande.

Tongava ao amin'ny hafatra miafina na antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87

Mankasitraka foana eh 🥰




Salama aby eh 😁‼️Ity ary ilay niandrasanareo (ianareo vehivavy) Efa manomboka amin'izay izao ny fandraisana  commande it...
07/08/2026

Salama aby eh 😁

‼️Ity ary ilay niandrasanareo (ianareo vehivavy)

Efa manomboka amin'izay izao ny fandraisana commande ity modèle vaovao sy malaza be ity anh ... Indrindra fa isika tia manaradamaody ❤️

Sur commande foana ny anay 🛒 dia dispo taille rehetra na ihany koa manao sur mesure.

Mety foana izay couleur tadiavinao rehefa tsy dégradé fotsiny 🥰

Ka inona intsony no hiandrasana eh ... Alefaso commande ao amin' ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 / 038 58 403 87

Mankasitraka sahady




Miarahaba eh 🤩Tonga indray izahay hitondra modèle vaovao be hoanareoOui , mbola mandray commande hatrany izahay amin'iza...
04/08/2026

Miarahaba eh 🤩

Tonga indray izahay hitondra modèle vaovao be hoanareo

Oui , mbola mandray commande hatrany izahay amin'izao fotoana izao anh 🛒 aza taraiky mihintsy na alefaso ao amin'ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 na 038 58 403 87.

Manao taille rehetra (misy sur mesure ihany koa anh), afaka mi-propose modèle koa ianareo ❤️




Yeah 😁Vehivavy ve ianao? Tia blouson cuir ?Ity ary misy modèle vaovao be hatolotray anareo vehivavy indray eh 🥰 cuir ami...
23/07/2026

Yeah 😁

Vehivavy ve ianao?
Tia blouson cuir ?

Ity ary misy modèle vaovao be hatolotray anareo vehivavy indray eh 🥰 cuir amin'ilay kalitao tsara anh

Sur commande foana ny anay anh.
Disponible taille sy couleur

Tongava ao amin'ny hafatra miafina raha toa ka hanao commande ianao 🛒 na antsoy ny laharana 038 60 774 55

Mankasitraka sahady




Salama eh 🤩Ohatrany hoe efa mafana izany ilay andro eh ? 🤔Ity indray misy gilet cuir (cuir véritable) , modèle hoanareo ...
23/07/2026

Salama eh 🤩

Ohatrany hoe efa mafana izany ilay andro eh ? 🤔

Ity indray misy gilet cuir (cuir véritable) , modèle hoanareo lehilahy nefa mety ihany koa hoanareo vehivavy ka

Tongava ao amin'ny hafatra miafina na tonga dia antsoy ny laharana 038 60 774 55 raha vonona anao commande tompoko 🛒

Disponible taille rehetra anh 😁 dia manao sur mesure ihany koa izahay




20/07/2026

Hello 🥰

Mankasitraka indrindra Olivia Ravelomanantsoa , izy moa izany ilay voasarika nahazo an'ilay blouson en cuir an-jaza 6 ans tamin'ny lokantsika farany Téo 🎉

Raha ianareo, inona indray no mety hatao kilalao manaraka?

Koa aza tara manao commande eh 🛒 tsy mifidy na an'olon-dehibe, na an-jaza na andehilahy na am-behivavy rehefa manao commande ato amina anh 😁

Aza adino ihany koa manaraka pejy anh❤️



Address

Ambohibao Antehiroka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsotra Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share