07/10/2025
Vaovao tsara ho anao mbola Ampijalian'ny aretinify !
Marary ve ny nifinao vokatry ny havizanana be loatra sa nohon'ny tsy fahampiana “calcium” sa efa simba na goaka mihitsy ilay nify ?
Efa ataonao daholo izay fika rehetra fa tsy mbola mijanona manaikitra foana ?
Amin'ny atoandro izy mody tsy maninona fa vao tonga ny lera fatoriana dia mietsika be tsy zaka ny fanaintainana ?
LEO AMPIJALIAN'NY ARETINIFY VE IANAO NEFA MATAHOTRA NA MBOLA TSY TE HANALA NIFY ?
MITADY ILAY SOLUTION MAMPIJANONA EO NOHO EO NY NIFY MARARY ?
LEMAITSO MAGIQUE dia Baume végétale à base des plantes médicinales (Naturel 100% Tsy misy effet secondaire).
3 minutes raha ela indrindra dia mijanona ny aretinify.
Manasitrana aretina maro ihany koa toy ny : GRIPA ; KOHAKA ; SERY ; ARETIN'ANDOHA ; ARETI-TENDA ; FANIMPANINA ; HÉMORROÏDES ; FOLAKA ; MIORITRA ; MIOLA-PANDRIANA ; HAVIZANANA ; RHUMATISMES ; LOHALIKA, LAMOSINA, VALAHANA MARARY...
Vita Malagasy efa ampy traikefa sy nisehatra tamin'ny raokandro malagasy am-polotaonany maro. Olona nahazo alàlana hamokatra sy manana certificat avy amin'ny Minisiteran'ny Fahasalamana ✅
VIDINY : 23.000ar (au lieu de 25.000ar)
Stock très très limitée ka araraoty sao tara !
Manao livraison sy mandefa faritra foana ✅