21/05/2026
🎀🎀🎀Fer a lisser 🎀🎀🎀
🎀🎀Brushing 🎀🎀
_Fer a lisser : 25 000ar / 45 000ar / 50 000 ar / 120 000 ar
_ Brushing professionnel : 45 000ar
Mamay tsara daholo ireo
Afaka iasana tsara daholo
Malama sy mangirana tsara ny volo vitany
Cable rotatif daholo
Plaque tena tsara
Tsy manimba Volo mihitsy
Vaovao sous carton daholo
Mp avy hatrany ary na miantso ny 034 79 113 80
Manao livraison izahay / Mandefa mankany amin'ny faritra rehetra koa 💕 and