H'Art Design

H'Art Design 🍰Pâtisserie et service traiteur🍹
✨ Mandray commande✨
📞 032 41 586 30

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy rehetra nahatratra ny taona vaovao. Hotahian'i Tompo mitafotafo anie isika tsirairay avy ...
02/01/2026

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy rehetra nahatratra ny taona vaovao. Hotahian'i Tompo mitafotafo anie isika tsirairay avy
🥰♥️🙏

18/11/2025

Humm miam miam 😋😋😋😋😋
(Sary indrana)

🥰😋😋😋
31/10/2025

🥰😋😋😋

22/09/2025

Hummm, matsiro😋😋😋
Mizara fotsiny aho
(Sary indrana)

Ao tsara ny tsiro, décoration sisa👍😋😋😋
15/09/2025

Ao tsara ny tsiro, décoration sisa👍😋😋😋

Mamy kely daholo ireto😋😋😋Mizara fotsiny aho 🥰♥️Sary indrana👌👌
06/09/2025

Mamy kely daholo ireto😋😋😋
Mizara fotsiny aho 🥰♥️
Sary indrana👌👌

Fiadanana e🥰♥️Ny H'Art Design dia ao anatin'ny fanatsarana tanteraka mba hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa. 📌 Hiat...
30/08/2025

Fiadanana e🥰♥️

Ny H'Art Design dia ao anatin'ny fanatsarana tanteraka mba hanomezana fahafaham-po anareo mpanjifa.
📌 Hiato kely ny fandraisana commande fa misy dingana fanavaozana lehibe atao. Miverina avy hatrany amin'ny hery vaovao anefa izahay raha vantany vao vita ny fanatsarana rehetra.
📌 Miala tsiny amin'ny fanelingelenana aterak'izany ary misaotra sahady♥️🙏

Mirary tontolo andro feno hatsarana sy inspiration! 🎨✨

👋😊

🍰 M**o mamy tsara rindra 🎂Izahay dia manamboatra karazana mofomamy, cake sy ny maro hafa toy ny cocktails 😋😋➡️ Afaka man...
16/08/2025

🍰 M**o mamy tsara rindra 🎂

Izahay dia manamboatra karazana mofomamy, cake sy ny maro hafa toy ny cocktails 😋😋
➡️ Afaka mandray commande manokana ho an’ny :
✨ Fiangonana
✨ Orinasa
✨ Baptême
✨ Fety sy ireo lanonana samihafa

📞 Raha liana ianao dia aza misalasala mifandray aminay:
👉 MP
👉 na miantso mivantana: 032 41 586 30

**oMamy

15/08/2025

Besoin de quelques abonnés plus réaction svp, retour assuré 🥰🙏

12/07/2025

Miarahaba tompoko, mila fanampiana amin'ny fanaovana crème au beurre azafady. Merci 😘

12/07/2025

Mba ampio.amin'ny fanaovana crème au beurre fa tsy tafavoaka mihitsy, merci

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when H'Art Design posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share