28/03/2025
🌟 Bonjour à tous ! 🌟
Nous sommes ravis de lancer notre page Instagram et Facebook dédiée aux ramens coréens à Madagascar ! 🍜
Ici, vous trouverez toutes les infos importantes sur nos arrivages : marques, quantités, prix, et bien plus encore !
Suivez-nous et invitez vos amis, car nous vous préparons de belles surprises ! 🎉
Hâte de vous faire découvrir ou redécouvrir les saveurs uniques des nouilles coréennes ! ❤️
🌟 Miarahaba Tompoko, 🌟
Ampifaliana lehibe no anokafanay ny Pejy Instagram sy Facebook natokana ho an'ny Ramen koreana eto Madagasikara. 🍜
Ho hitanao eto am Pejy ny zavatra ilaina rehetra mikasika ny entana tonga: marika, isa, vidiny, sy ny maro hafa koa...
Asao ary ny namanao hiaraka hanaraka ny zava-baovao zay omaninay. 🎉
Ho avy tsy ho ela ny fotoana hanandramanao sy hihinananao indray ny tsiro tsy manam-paharoa zay mampiavaka ny nouilles koreana antsoina oe RAMEN. ❤️
COMING SOON...