Dina's pastry

Dina's pastry Pâtisserie fait maison

Mipasapasaka tsara ny feuilletage ☺️Faites vos commande 👇🌺 Pâte feuilletée 1 kilo: 15.000Ar🌺 Commande 1jour avant🌺 03218...
10/09/2026

Mipasapasaka tsara ny feuilletage ☺️

Faites vos commande 👇

🌺 Pâte feuilletée 1 kilo: 15.000Ar
🌺 Commande 1jour avant
🌺 0321821143 na 0341560316

👉Manao livraison Tanà an

Mp ary e 😉

Followers de qualité 👌Mankasitraka hatrany antsika rehetra 🥰
04/09/2026

Followers de qualité 👌
Mankasitraka hatrany antsika rehetra 🥰

Idée entrée antsika anio ary e 🙂Mora atao an:👉 Mortadelle👉 Fromage 👉 1 oeuf👉 sauce blanche 👉 Hanitra kely amin'ilay mamp...
23/08/2026

Idée entrée antsika anio ary e 🙂

Mora atao an:
👉 Mortadelle
👉 Fromage
👉 1 oeuf
👉 sauce blanche
👉 Hanitra kely amin'ilay mampatsiro azy
❤️ Dia ilay pâte feuilletée antsika ❤️

Bon Dimanche daholo ary e 👋

17/08/2026

Rehefa tena kamo anamboatra farce
Dia manana choix ianao
👉Na mini choco
👉 Na Del Monaco 😉

Averiko ihany 📝TSY SOKAFANA ILAY PLI FA TONGA DIA FISAHANA 👇
16/08/2026

Averiko ihany 📝

TSY SOKAFANA ILAY PLI FA TONGA DIA FISAHANA 👇

15/08/2026

Fanamafisana kely:
Tsy sokafana ilay pli rehefa i-aplatir an'ilay pâte mba ahazoana vokatra tsara be

👋Hello Hello indray ny pâte feuilletée'lovers 🥰👉 Efa miverina ny fandraisana commande an 📝👉 1jour avant hatrany mba ho v...
12/08/2026

👋Hello Hello indray ny pâte feuilletée'lovers 🥰

👉 Efa miverina ny fandraisana commande an 📝
👉 1jour avant hatrany mba ho vaovao foana no pâte tonga any aminareo
👉 15.000Ar foana ny 1kg

Afaka tonga dia miantso amin'ny
👇👇👇
032 18 211 43 na 034 15 603 16
Na mandefa Mp 😊

🚛 Livraison possible eto Tanà

01/08/2026

30/07/2026

Une petite pause s'impose mes food lovers 🥰
Dernière prise de commande: 31/07 à 16h
Prochaine prise de commande: 12/08
😘😘😘

Ianareo koa ve manana an'ilay olona kely tsy noana vary reny 😍😍😍Solution👇👇👇
28/07/2026

Ianareo koa ve manana an'ilay olona kely tsy noana vary reny 😍😍😍

Solution

👇👇👇

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261341560316

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dina's pastry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category