Fiainana manjakely

Fiainana manjakely Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiainana manjakely, Imerimanjaka, Antananarivo.

Miarahaba antsika rehetra 😊Ho anao manana restaurant na bar na resto-bar ngeza (+90m2),tongan ny fiara...te hampandroso ...
29/05/2025

Miarahaba antsika rehetra 😊
Ho anao manana restaurant na bar na resto-bar ngeza (+90m2),tongan ny fiara...te hampandroso bebe kokoa ny orinasanao ve ianao?natao ho anao ity tolotra ity😊
♥️Izahay dia afaka miara miasa @ resaka gestion de stock na coté restauration na coté boisson Sy ny @ fampandrosoana bebe kokoa ny tsenanao
Afaka atao izay hifanarahana fa ny hampandroso tsara ny asa ny fahaiza mitantana no tanjona mba azahoana vokatra tsara♥️
Manasa anao ary handefa mp na hiantso mivantana ny 034.28.310.75
🌞

14/01/2025

Salama daholo oh!😊
Iza daholo Ilay liana @ fanokafana grossiste boisson? Ho fanampiana antsika dia Hanazava @ alalan ny vidéo ny tenako @ 6ora hariva!😊 Identifié o n'y olona tianao ahita izany 👌
Mazotoa miasa daholo oh❤️

Address

Imerimanjaka
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiainana manjakely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share