Sweet Noël

Sweet Noël Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sweet Noël, Dessert Shop, Par livraison ou Ampamantanana, Antananarivo.

🍰 Bûches de Noël & Glaces artisanales – Quantité limitée
📅 Disponible le 24 décembre uniquement
🤎 Bûches : Chocolat • Fraise • vanille
🍦 Glaces maison : Vanille • Chocolat • Fraise
📲 Contact sur (WhatsApp)

Salama daholo tompoko ✋😍 Indro ary ny photo réel 😍😻 ity ohatra ilay bûche de Noël 🎄🎅chocolat 🍫 izay tena tsara be😻 ary m...
14/12/2025

Salama daholo tompoko ✋😍
Indro ary ny photo réel 😍😻 ity ohatra ilay bûche de Noël 🎄🎅chocolat 🍫 izay tena tsara be😻 ary manana tsiro tena miavaka 💕
✋❤️Ny bûche de Noël 🍰 vorakinay💖 toy izao ny refiny🔪🍴

🪈😍Barquette : 23,5 cm ny halavany 😲 (lava b an😏), 10,5 cm kousa sakany😜 (matevina be io a😸), 8,5 cm ny hahavony 😸( avo b io a😍)

🍰🍴 Bûche de Noël : 20 cm na 21 eo 🥰 ( ngoza b zan a☺️), 8cm eo eo ny sakany😻 (kay le 😜), 7cm eo eo ny hahavony 🥰

🍴🍰😻🥰 4️⃣ Personne io a sady💗💖 sady b crème be😻🥰

👉Chocolat 🍫
👉Fraise 🍓
👉Vanille 🌿

🍰 Bûches de Noël & Glaces artisanales – Quantité limitée
📅 Disponible le 24 décembre uniquement
🤎 Bûches : Chocolat • Fraise • vanille
🍦 Glaces maison : Vanille • Chocolat • Fraise
📲 Contact sur (WhatsApp)

🎄 𝘽𝙪̂𝙘𝙝𝙚𝙨 𝙙𝙚 𝙉𝙤𝙚̈𝙡 𝘼𝙧𝙩𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖𝙡𝙚😍👇🍓🍫2️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣𝙤𝙝🎄Misokatra ny fandraisana commande😍👉🍓 Safidio ny tsiro tianao indrind...
10/12/2025

🎄 𝘽𝙪̂𝙘𝙝𝙚𝙨 𝙙𝙚 𝙉𝙤𝙚̈𝙡 𝘼𝙧𝙩𝙞𝙨𝙖𝙣𝙖𝙡𝙚😍👇🍓🍫
2️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣𝙤𝙝🎄
Misokatra ny fandraisana commande😍

👉🍓 Safidio ny tsiro tianao indrindra amin’ny bûche de Noël mahafinaritra:

🥇 Chocolat 🍫 mitsonika tsara😍 Wouaw 😁
🥈 Fraise 🍓 malefaka 💖 hmmm miam🤗
🥉 Vanille 🌿 Be crème be 😸

🎁 Ny bûche tsirairay dia vita tànana, amin’ny akora tsara sy vaovao hanomezana ny fetin’ny Krismasy ho fahatsiarovana mamy sy manokana.

💰 Vidiny: 2️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣AR – Mety tsara ho an’ny fianakaviana rehetra na ho fanomezana.

Maninona no misafidy ny bûche an'ny orinasanay?🤗💖

👉Tsiro miavaka 💕, 100% artisanale
👉Vita tanana, amin’ny akora tsara sy voajanahary❤️
👉Tsy misy conservateur💖
👉Frais 💞tsara no livrenay💝

✋⚡Tongava aingana maka ny anjaranao💝🎁 fa vitsy dia vitsy no raisina mba hitazomana ny kalitaony sy hatsarany💕

☎️Contact: mp direct 👇 ou (WhatsApp)

Address

Par Livraison Ou Ampamantanana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sweet Noël posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category