07/07/2026
Tofu masaka efa vita karakara
😋😋TOFU PRÉPARER
Tsy manam-potoana ikarakarana ve?🤔
Tsy mila mandany fotoana intsony na atoandro na ariva dia efa vonona ny sakafonao
✅Mety hoan ny fianakaviana
✅Mety amin ny mpiasa sy mpianatra
✅vita amin ny SOJA voafantina
👉🏻mandray commande isanandro
🚚 livraison ara-potoana tsara
📲Mandefaso message avy hatrany ny pejy na atsoy ny📞038 81 507 13 hamandrianao azy mialoha ❤️