VITAL SIP

VITAL SIP Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VITAL SIP, Food & Drink, VX 25 Andrefandrova, Antananarivo.

Jus 🥤na ranom-boankazo tena natoraly🌿Ahitanao ireo karazana voankazo misy manaraka ny vanim-potoana, izany hoe "Fruits s...
19/11/2025

Jus 🥤na ranom-boankazo tena natoraly🌿
Ahitanao ireo karazana voankazo misy manaraka ny vanim-potoana, izany hoe "Fruits saisonniers" 🥭🍓
Antsoy ary ny laharana
📞 0340143071
Na mandefasa mp avy hatrany💥

Misy ihany koa ny jus en bouteilles 250ML100% natorel 💯 Bien concentré🤩1000 ar/unitéAza misalasala miantso ny laharana☎️...
02/07/2025

Misy ihany koa ny jus en bouteilles 250ML
100% natorel 💯
Bien concentré🤩
1000 ar/unité
Aza misalasala miantso ny laharana
☎️ 0340143071
Na ihany koa mandefa mp avy hatrany

Mikarakara fety ve ianao?Mariage😇Anniversaire 🥳Cocktail ❤️‍🔥Izahay dia mivarotra jus naturels Tena natoraly💯Iireto ny vi...
21/05/2025

Mikarakara fety ve ianao?
Mariage😇
Anniversaire 🥳
Cocktail ❤️‍🔥
Izahay dia mivarotra jus naturels
Tena natoraly💯
Iireto ny vidiny
1L 3000Ar
1,5L 4500 Ar
2 L 6000 Ar
Raha hanao commande dia afaka mandeha Mp avy hatrany na miantso ny laharana
📞 0340143071

Address

VX 25 Andrefandrova
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VITAL SIP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category