Matsiro kely

Matsiro kely 👉🚫Attention Risque d'addiction culinaire 🚫👈

Marary ny aina ary vahotra ny lela ☹️😢Miray aina  sy fo aminareo niharan ny fandrobana sy fahapotehina 😔😔Tsy mandray com...
26/09/2025

Marary ny aina ary vahotra ny lela ☹️😢Miray aina sy fo aminareo niharan ny fandrobana sy fahapotehina 😔😔
Tsy mandray commande aloha isika
❌STOP À LA VIOLENCE ❌

19/07/2025

Une semaine assez chargée ❤️❤️ Mankasitraka anareo mpanjifa❤️👀❤️

Ato ihany izahay fa Mbola sahirana manome fahafampo anareo ee❤️❤️❤️
16/07/2025

Ato ihany izahay fa Mbola sahirana manome fahafampo anareo ee❤️❤️❤️

15/06/2025

We're back ❤️❤️❤️efa afaka manao commande ianareo ...hoavy ny menu vaovao 😁

31/05/2025

📣📣ANNONCE📣📣
NOUS SERONS FERMÉS À PARTIR DU 1ER AU 15 JUIN POUR REAJUSTEMENT❤️
RENDEZ VOUS LE 16 POUR PLUS DE SAVEURS

27/05/2025

Averina kely ity Conditions de vente ity fa maro isika no tsy dia mamaky azy ❤️❤️❤️
Tsy sanatria izahay tsy mahatoky rehefa manisy acompte re tompoko fa en ligne ny restaurant antsika, commande Efa aman hetsiny ny clients sasany nefa Avy eo annulé 🙁Ilay sakafo Avy eo ho ataonay ahoana fa Sady Maty antoka izahay no simba ilay zavatra 💔
Fanazavana kely fotsiny iny re fa mirary tontolo andro mahafinaritra❤️❤️❤️
Efa lasa any ny livraison anareo dia mihinàna finaritra o❤️❤️❤️

Mirary Herinandro Milay be Hoanareo mpanjifa ooo ❤️❤️❤️ Matsiro kely
19/05/2025

Mirary Herinandro Milay be Hoanareo mpanjifa ooo ❤️❤️❤️
Matsiro kely

Misaotra an ireo nanjifa tamty semaine ty indray ary e ❤️❤️❤️ Tapitra Tam 12ora teo ny commande ❤️Livraison à partir de ...
16/05/2025

Misaotra an ireo nanjifa tamty semaine ty indray ary e ❤️❤️❤️
Tapitra Tam 12ora teo ny commande ❤️
Livraison à partir de 11h demain ❤️❤️

Herinandro vaovao ❤️❤️❤️ Raiso ampitsikiana oo ❤️❤️❤️ 🌸Izahay koa manambaovao 🍕Efa disponible ny mini pizza antsika anh ...
11/05/2025

Herinandro vaovao ❤️❤️❤️ Raiso ampitsikiana oo ❤️❤️❤️ 🌸
Izahay koa manambaovao 🍕Efa disponible ny mini pizza antsika anh
Box de 10pcs:20000 Ar

Coca sa inona no tianareo apiarahana aminy? ❤️🍸
Fruit de mer sa saucisse ❤️
Andao ndray ary e😊

Mankasitraka anao nanjifa t@ ity semaine ity ❤️❤️❤️ Ho soa ny fiarahantsika hoy ilay boisson iray Izay 😂🍻
10/05/2025

Mankasitraka anao nanjifa t@ ity semaine ity ❤️❤️❤️
Ho soa ny fiarahantsika hoy ilay boisson iray Izay 😂🍻

Harivariva nouveauté ooo ❤️🌸Efa voaray daholo ny commande livraison manaraka ato ary efa ankasitrahana sahady ianareo Ma...
05/05/2025

Harivariva nouveauté ooo ❤️🌸Efa voaray daholo ny commande livraison manaraka ato ary efa ankasitrahana sahady ianareo
Manomboka amn herinandro kosa dia disponible ny box mini pizza Coeur 😊
Eo am 10 pcs eo no ao anatiny ary bien garnie
Box mini pizza Coeur au choix saucisse ou fruit de mer.... À 20000 AR seulement 🌸🌸😊

Address

Ambohijanahary Antehiroka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Matsiro kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category