Import chine express

Import chine express Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Import chine express, Grocers, Antananarivo.

IMPORT CHINE EXPRESS dia centre de formation mampianatra anao ny fomba fanafarana entana any chine😊

TONGA DIA MIDITRA MP NA MIANTSO

CONTACT: 032 81 574 94 (Disponible sur Whatsapp)

🔥 Ho antsika eto Moramanga! 🇲🇬🎓 Formation GRATUITE hianarana manafatra entana any Chine 🇨🇳 — 29 Août. Tsy mila vola aloh...
16/08/2026

🔥 Ho antsika eto Moramanga! 🇲🇬
🎓 Formation GRATUITE hianarana manafatra entana any Chine 🇨🇳 — 29 Août. Tsy mila vola aloha na dia kely aza! 💰
👉 Midira MP na alefaso ny anaranao + numéro 📲

🇨🇳📦 ANDAO HANAFATRA ENTANA ANY CHINE AMIZAY!Te hahazo entana tsara kalitao amin’ny vidiny mirary ve ianao? 💰Aza mijanona...
14/08/2026

🇨🇳📦 ANDAO HANAFATRA ENTANA ANY CHINE AMIZAY!

Te hahazo entana tsara kalitao amin’ny vidiny mirary ve ianao? 💰
Aza mijanona amin’ny fijerena fotsiny — tonga ny fotoana hanombohanao! 🚀

✅ Suivi illimité — arahinao hatrany ny entanao
🚚 Transport gratuit
💰 Vidiny avy any Chine
📦 Safidy entana maro azo hafarana

🔥 Manafatra am-pahatokisana, mivarotra am-pahombiazana, ary mampitombo tombony.

👉 ANDAO HANAFATRA ANY CHINE AMIZAY! 🇨🇳

Tsy ny fitadiavana entana mora fotsiny no zava-dehibe, fa ny fahafantarana ny fomba hahitana fournisseur tena tsara, azo...
14/08/2026

Tsy ny fitadiavana entana mora fotsiny no zava-dehibe, fa ny fahafantarana ny fomba hahitana fournisseur tena tsara, azo antoka ary manome prix tena mahaliana 👍😘

Rehefa mahay misafidy fournisseur ianao dia afaka mahazo entana amin'ny vidiny mirary, misoroka ny fournisseur tsy fiable, ary mampitombo kokoa ny tombony rehefa mivarotra eto Madagasikara 💰👍

Izany indrindra no hianarantsika amin'ny formation: fomba fitadiavana fournisseur, fomba fanamarinana azy, fomba hahazoana prix tsara, ary ireo teknika ilaina rehefa manafatra entana avy any Chine 🇨🇳📦😘

Raha tena te hanomboka na hampitombo ny business-nao ianao, aza adino ity fotoana ity ❤️👍

👉 Aza adino ary ny formation antsika rahampitso 😘🔥
📍 Eo Anosy no toerana fandraisana, ary transport gratuit no hanaterana anareo any amin'ny formation 🚐👍

Aza tara, tongava ary mianara mivantana amin'ny tena pratique 💪😘❤️

Tena te hahazo tombony ve ianao amin’ny fanafarana entana any Chine? 🇨🇳📦Aza mividy fotsiny — ianaro ny fomba fanafarana ...
13/08/2026

Tena te hahazo tombony ve ianao amin’ny fanafarana entana any Chine? 🇨🇳📦

Aza mividy fotsiny — ianaro ny fomba fanafarana amin’ny vidiny mirary sy hahazoana tombony. 💰🔥

👉 Formation manaraka: SABOTSY IZAO 🚚 Transport gratuit eo Anosy

Aza tara, fa mety ho izao no fiandohan’ny business-nao! 🚀

AZA Adino ny formation antsika manaraka👍👍
13/08/2026

AZA Adino ny formation antsika manaraka👍👍

🚨 SABOTSY IZAO NY FORMATION FANAFARANA ENTANA ANY CHINE! 🇨🇳📦Te hahay hanafatra entana any Chine amin’ny fomba tsotra sy ...
12/08/2026

🚨 SABOTSY IZAO NY FORMATION FANAFARANA ENTANA ANY CHINE! 🇨🇳📦

Te hahay hanafatra entana any Chine amin’ny fomba tsotra sy azo antoka ve ianao? 💼
Amin’ity formation ity dia hianatra ny fomba fanafarana, fitadiavana entana, fandoavana ary fitaterana ianao.

🎓 Formation pratique
🚌 Transport gratuit eo Anosy
🎁 Bonus sy fanohanana aorian’ny formation

📍 Sabotsy izao — aza adino!
📲 Réservation en message privé.

🔥 MITADY OLONA LAHY SY VAVY! 🔥Te hianatra hanafatra entana mivantana avy any Chine ve ianao, nefa mbola misalasala satri...
11/08/2026

🔥 MITADY OLONA LAHY SY VAVY! 🔥
Te hianatra hanafatra entana mivantana avy any Chine ve ianao, nefa mbola misalasala satria tsy fantatrao hoe aiza no hanombohana? 🇨🇳📦🇲🇬
Amin’ity formation ity dia hianatra tsikelikely ianao ny fomba fanafarana entana, hahafahanao misoroka ny fahadisoana, mampihena ny fandaniana ary mampitombo ny tombom-barotra. 💰📈
✅ Fiofanana azo ampiharina
✅ Fomba fanafarana entana
✅ Fampandrosoana ny fandraharahana
✅ Fanohanana sy fifampizarana traikefa
💡 Aza miandry ho vonona tanteraka vao manomboka. Ny fahalalana no dingana voalohany hahatonga ny hevitrao ho tena fandraharahana.
👉 MIDIRA MP IZAO!
📩 Raiso ny toeranao ary atombohy ny dianao mankany amin’ny Business in China. 🇨🇳🚀

10/08/2026

📦✨ TONGA INDRAY NY ENTANA! 🇨🇳➡️🇲🇬

Rehefa mahita ny entana tonga toy izao ianao, dia porofo fa azo atao tsara ny manafatra entana avy any Chine rehefa mahafantatra ny fomba fiasa sy ny dingana tokony harahina. 💼📦

Ary raha mbola manontany tena ianao hoe: ❓ Ahoana no hitadiavana produit tsara? ❓ Ahoana no hifandraisana amin’ny fournisseur? ❓ Ahoana no handoavana? ❓ Ahoana no handaminana ny transport? ❓ Ahoana no hanarahana ny colis hatrany Chine ka hatrany Madagascar?

👉 Amin’ny SABOTSY izao indray ny FORMATION antsika manaraka! 🎓🔥

Fotoana iray hianarana ireo fomba fiasa ilaina mba hahafahanao manafatra entana avy any Chine amin’ny fomba mahomby kokoa, na ianao efa mpivarotra na vao te-hanomboka. 🇨🇳📲📦

🚨 Aza mijery fotsiny ny entana tonga, fa mianara koa ny fomba hahatongavan’ny anao!

📩 Misokatra ny inscription.
Raha liana ianao dia alefaso MP dieny izao. 🔥

✨ AMIN’NY SABOTSY IZAO INDRAY NY FOTOANA HANOVANA NY FAHALALANAO HO FAHASAHIANA HANAO BUSINESS.Te hahay hanafatra entana...
10/08/2026

✨ AMIN’NY SABOTSY IZAO INDRAY NY FOTOANA HANOVANA NY FAHALALANAO HO FAHASAHIANA HANAO BUSINESS.

Te hahay hanafatra entana avy any Chine amin’ny fomba matihanina sy voalamina ve ianao? 🇨🇳

Aza avela ho sakana intsony ny tahotra, ny fisalasalana na ny tsy fahafantarana hoe aiza no hanombohana.
Amin’ity formation ity dia hahazo fahalalana sy tari-dalana ilainao ianao mba hahafahanao miditra amin’ny tontolon’ny importation amin’ny fahatokisana bebe kokoa. 📦✨

💎 Formation natao ho an’izay tena te hianatra sy te handroso.

Ary ny tsara indrindra…
🎁 TRANSPORT GRATUIT ho an’ireo mpandray anjara.

📅 Sabotsy izao indray ny formation manaraka.

Raha efa ela ianao no nieritreritra hoe “Rahoviana aho vao hanomboka?” — mety izao no fotoana mety aminao. 🔥

📩 Alefaso MP izao raha te hahazo ny antsipiriany sy hisoratra anarana.

🇨🇳 Te hianatra hanafatra entana any Chine ve ianao? 📦Raha mbola misalasala ianao satria tsy mbola mahafantatra ny fomba ...
10/08/2026

🇨🇳 Te hianatra hanafatra entana any Chine ve ianao? 📦

Raha mbola misalasala ianao satria tsy mbola mahafantatra ny fomba fanafarana, ny fitadiavana mpamatsy, ny fandoavana, na ny fomba handefasana ny entana, dia izao no fotoana hianarana.

Amin’ity formation ity dia hianaranao tsikelikely ny fomba fanafarana entana any Chine, mba hahafahanao manomboka na mampitombo ny business-nao. 💰📈

🔥 SAMEDI IZAO NY FORMATION MANARAKA!

Aza avela handalo fotsiny ny fahafahana hianatra zavatra mety hanampy anao amin’ny business-nao.

📩 Réservez dès maintenant ny toerana misy anao.

🎁 Ary amin’ny farany: TRANSPORT GRATUIT ho an’ny mpandray anjara! 🚐✨

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Import chine express posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category