07/05/2025
Miarahaba tompoko O!
Tinao hafinaritra ny tonkatranonao?
Tinao ho tamana ao antrano ny ankohonanao?
Tsotra vahaolana savoka jewel Miah dia vonona hanome ny tsara indrindra ho anao
Aza misalasala ary mandefa MP fa vonona handray anao izahay