Mi-Group Service Traiteur

Mi-Group Service Traiteur Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-Group Service Traiteur, Kitchen/Cooking, Antananarivo.

🌸Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯C'est le goût qui fait la différence💯

sous la direction de👨‍🍳Chef Mi, diplômé de l'INTH , avec +10 ans d'expérience, ayant déjà travaillé dans un établissement 5 Étoiles 🌟 🌟 🌟 🌟 🌟

🍽️Service Traiteur🍱

🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸 souhaite une bonne et heureuse fête à toutes les femmes, mamans du monde ♥️ soyez bénis 🫶🏼
31/05/2026

🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸 souhaite une bonne et heureuse fête à toutes les femmes, mamans du monde ♥️ soyez bénis 🫶🏼

28/05/2026

Un très bon partage 🙏🏼
Samia mihaino ary mandray lesona araka'izay tandrify ☺️
Hafatra ho an'ny tanora mpandraharaha, mahereza 💪🏼 aza mijanona raha tsy tonga amin'ny tanjona 🤩 manaova foana ny tsara

🌸Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯

Fantatrao ve fa anatin'ny ezaka fambolena izahay 🌱Izany dia natao mba hanomezana sakafo azo antoka ho anareo. Mbola lavi...
20/05/2026

Fantatrao ve fa anatin'ny ezaka fambolena izahay 🌱
Izany dia natao mba hanomezana sakafo azo antoka ho anareo.
Mbola lavitra ny lalana, fa ireto Radis natao décoration tamin'ilay poisson à la Bellevue ireto zao dia anisan'ny vokatra voalohany amin'ny fambolena kely ataonay 🥰
Raha tianao ny sakafo frais sy Bio dia aza miala lavitra, tohano ny tanora malagasy 🫶🏼
🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯
Contact : 034 51 308 72

Hafa mihintsy ny fivoakan'ny sary rehefa professionnel no maka azy 😉Merci Toavina Ramanana 📸Hafa mihintsy koa ny tsiron-...
19/05/2026

Hafa mihintsy ny fivoakan'ny sary rehefa professionnel no maka azy 😉
Merci Toavina Ramanana 📸
Hafa mihintsy koa ny tsiron-tsakafo rehefa Mi-Group Service Traiteur no manoa azy🥰
Fandrio ny daty ary
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯
Contact : 034 51 308 72

Baptême du 14/05 Buffet pour 105 personnes Koa zaraiko aminareo ireo entrée (izay aloha ny sary azo, fa mbola miandry ny...
18/05/2026

Baptême du 14/05
Buffet pour 105 personnes
Koa zaraiko aminareo ireo entrée (izay aloha ny sary azo, fa mbola miandry ny sary any am photographe isika 😁)
Mbola misy date disponible, aza misalasala fa ho afapo ianareo 🤩🥰
Mamerina ny fisaorana anareo nametraka fitokisana taminay 🙏🏼😍

🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯
Contact : 034 51 308 72

Félicitations Mme Jejoch Jejoch 🥳 ianao no nahazo ny loka "Box garni spécial anniversaire Mi-Group Service Traiteur " Mi...
06/05/2026

Félicitations Mme Jejoch Jejoch 🥳 ianao no nahazo ny loka "Box garni spécial anniversaire Mi-Group Service Traiteur "
Misaotra tamin'ny fandraisana anjara, manasa anao iditra MP

04/05/2026

Je fête mes 1 an chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🥳
Misaotra anareo manohana hatrany 🥰
Noho izany dia izahay no hanolotra fanomezana ho an'ny 1 tsara vintana :
👉🏼 1 Box garni de gourmandise 🤤
Asio commentaire ary fa amin'ny alarobia ny tirage ary zoma ny fandraisana ny cadeau 🤩
🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯
Contact : 034 51 308 72

Fahafinaretana be koa ilay manamboatra plateau an 🙂Plateau charcuterie fromage 🤤😍 no zaraiko androany Asio reaction ary ...
30/04/2026

Fahafinaretana be koa ilay manamboatra plateau an 🙂

Plateau charcuterie fromage 🤤😍 no zaraiko androany
Asio reaction ary izay tena mahafinaritra anareo♥️

🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯
Contact : 034 51 308 72

Astuce tokana ihany, manao lakozia 😁💪🏼Ity no anisan'ny asa tsy mampipetraka izany 😅 Ka raha tsy ao anatinao ilay passion...
29/04/2026

Astuce tokana ihany, manao lakozia 😁💪🏼
Ity no anisan'ny asa tsy mampipetraka izany 😅
Ka raha tsy ao anatinao ilay passion, dia mila mitady zavatra hafa ianao, satria tena mila tanjaka ara-batana sy ara-tsaina, miasa minimum 10 h/jour, tsy mifidy na maraina na alina, na weekend na férié, mikaroka zava-baovao fona.

Ny tambiny azonao dia ny fahafampon'ny olona 🥰, ny fahitana ireo fivoarana vokatrin'ny ezaka natao (rehefa manao jery todika tamin'ireo asa voalohany nataoko aho, dia mahita sy mahatsapa an'izany 🙂), ny lesona notsoahina rehetra, ary indrindraindrindra ny mahita ireo olona mbola miverina miantso rehefa misy lanonana karakazainy 🙏🏼

Ny hafatra dia tsotra, tsy misy asa mora, fa mila manome ny tsara fona, ho itanao ny valiny any aorina any 😉

🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 💯
Contact : 034 51 308 72

Salama e 🙂Nisy an'ity fanehoankevitra ity tao amin'ny groupe iray tato amin'ny Facebook, ka tiako zaraina aminareo.Tena ...
27/04/2026

Salama e 🙂
Nisy an'ity fanehoankevitra ity tao amin'ny groupe iray tato amin'ny Facebook, ka tiako zaraina aminareo.

Tena maro tokoa ireo misandoka ho traiteur, na ireo izay anatin'ity sehatra ity, kanefa tsy mahafe ny asany. Izany no mila hitandremana tsara.

Izahay raha manome anareo ny tarif anay, dia efa vita dinika sy kajy avokoa (ao anatin'izany ny karaman'ireo mpiara-miasa, ny déplacement miantsena satria quantité maro no vidiana raha anao événement tsy vitan hoe mandeha bus akory, ny charbon/kitay, sns...), mila étude izy io fa tsy apetaka fahatany, ary misy norme arahina (misy lanjany arahina isakin'ny aliment fa tsy izay tiana no atao).

Gaga aho mahita olona mahasahy mi-proposer menu 4 services à 20.000 ar 😳 miaraka amin'ny jus naturel, eau vive, jus star, betsaka ireo tafalatsaka, ka diso fanantenana avy eo, ary afabaraka amin'ireo olona asaina.

Ny traikefa entinay aminareo, dia vokatrin'ny fianarana sy asa mafy aman-taonany, ary hatramin'izao dia mbola manohy fianarana hatrany, satria izay ilay fiainana, mila mandroso fona, ary manao zavatra tsara 👌🏼

Izahay dia tsy miova, ary vonona hanome ny tsara hatrany ho anareo mpanjika, mba ho heninkaja henin-boninahitra ianareo isakin'ny lanonana karakarainareo. Maneho fisaorana hatrany ho anareo izahay nahatoky anay hatramin'izay ka hatramin'izao.

Mirary soa antsika rehetra
👨🏼‍🍳 Chef Mi
🌸 Mi-Group Service Traiteur 🌸
💯 C'est le goût qui fait la différence 🌸
Contact : 034 51 308 72

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Group Service Traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share